<-
->

1Tt / 1Tan 9:1 So all Israel were reckoned by genealogies; and, behold, they were written in the book of the kings of Israel and Judah, who were carried away to Babylon for their transgression. Dia nisaina araka ny firazanany avy ny Isiraely rehetra; ary, indro, efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' ny Isiraely izany. Ary ny Joda dia nentina ho babo tany Babylona noho ny fahotany. Voasoratra amin' ny tetiaram-pirazanana avokoa izany Israely rehetra, ka indreto izy voasoratra ao amin' ny bokin' ny mpanjakan' Israely; ary nentin-ko babo tany Babylona Jodà, noho ny fahotany. Tous les Israélites furent répartis par groupes et se trouvaient inscrits sur le livre des rois d' Israël et de Juda quand ils furent déportés à Babylone à cause de leurs prévarications.