<-
->

Neh / Ne 2:10 When Sanballat the Horonite, and Tobiah the servant, the Ammonite, heard of it, it grieved them exceedingly that there was come a man to seek the welfare of the children of Israel. Raha nahare izany Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo, dia sosotra loatra izy, satria nisy lehilahy tonga hitady izay hahasoa ny Zanak' Isiraely. Nony fantatr' i Sanabalata Horonita, sy Tobia ilay mpanompo Amonita izany, dia ratsy mihitsy ny heviny amin' ny hoe, nisy lehilahy tonga hikarakara izay hahasoa ny zanak' Israely. Quand Sânballat, le Horonite, et Tobiyya, le fonctionnaire ammonite, furent informés, ils se montrèrent fort contrariés qu' un homme fût venu travailler au bien des Israélites.