<-
->

Neh / Ne 6:5 Then sent Sanballat his servant unto me in like manner the fifth time with an open letter in his hand; Dia nirahin' i Sanbala fanindiminy ny zatovony hankeo amiko araka izany ihany, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany, Fa nirahin' i Sanabalata fanindiminy, araka izany ihany indray, ny mpanompony, nitondra taratasy nivelatra teny an-tànany; Alors, une cinquième fois, Sânballat m' envoya son serviteur, porteur d' une lettre ouverte