<-
->

Neh / Ne 8:14 And they found written in the law which the Lord had commanded by Moses, that the children of Israel should dwell in booths in the feast of the seventh month: Dia hitany voasoratra teo amin' ny lalàna, izay nampandidian' i Jehovah an' i Mosesy, fa tokony hitoetra ao amin' ny trano rantsan-kazo ny Zanak' Isiraely amin' ny andro firavoravoana amin' ny volana fahafito, Ka hitan' izy ireo voasoratra ao amin' ny lalàna izay nandidian' ny Tompo tamin' ny alàlan' i Moizy, fa tsy maintsy mitoetra an-trano lay ny zanak' Israely, mandritra ny fety amin' ny volana fahafito, Ils trouvèrent écrit, dans la Loi que Yahvé avait prescrite par le ministère de Moïse, que les Israélites habiteront sous des huttes durant la fête du septième mois