<- -> |
[King James Bible] Book of Nehemiah |
[Baiboly 1865] Nehemia |
[Baiboly Katolika] Nehemia |
[Bible de Jérusalem] Livre de Néhémie |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
Neh / Ne 9:24 | So the children went in and possessed the land, and thou subduedst before them the inhabitants of the land, the |
Dia niditra ny zanany ka nandova ny tany, ary nampietrenao teo anoloany ny Kananita tompon-tany, dia natolotrao ho eo an-tanany ireo mbamin' ny mpanjakany sy ny vahoakany hanaovany azy araka ny sitrapony. | Dia tonga ny zanany nandray ny tany ho fananany, ary naetrinao teo anoloany ny mponina ao amin' ny tany, dia ny Kananeana, sy natolotrao ho eo an-tànany mbamin' ny mpanjaka sy ny vahoakan' ny tany, hataony amin' izay itiavany azy. | Les fils envahirent et conquirent ce pays et tu abaissas devant eux les habitants du pays, les |