<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 13:21 | And the |
Ary Jehovah nandeha teo alohany tamin' ny andri-rahona raha antoandro hitari-dalana azy, ary tamin' ny andri-afo nony alina ho fahazavana ho azy, handehanany andro aman' alina. | Iaveh nandeha teo alohany amin' ny andry rahona raha antoandro hitari-dàlana azy, ary amin' ny andry afo nony alina, mba ho afaka handeha, na andro na alina izy. |