<-
->

Eks 14:17 And I, behold, I will harden the hearts of the Egyptians, and they shall follow them: and I will get me honour upon Pharaoh, and upon all his host, upon his chariots, and upon his horsemen. Ary, indro, Izaho hanamafy ny fon' ny Egyptiana, ka hiditra hanenjika azy izy; dia hankalazaina Aho noho ny hataoko amin' i Farao sy amin' ny miaramilany rehetra mbamin' ny kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny, ary izaho hanamafy ny fon' ny Ejipsiana hanarahany azy ireo avy ao aoriana, ary hataoko miharihary ny voninahitro ao amin' i Faraona sy ny tafiny rehetra, mbamin' ny kalesiny amam-pitaingin-tsoavaliny. Moi, j' endurcirai le coeur des Égyptiens, ils pénétreront à leur suite et je me glorifierai aux dépens de Pharaon, de toute son armée, de ses chars et de ses cavaliers.