<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 14:27 | And |
Dia nahinjitr' i Mosesy teo ambonin' ny ranomasina ny tànany, ka nikatona ho tahaka ny teo ny ranomasina, rehefa nadiva ho maraina ny andro; ary ny Egyptiana nandositra, kanjo nitsena ny rano ihany izy, dia narian' i Jehovah teo afovoan' ny ranomasina ny Egyptiana. | Dia nahinjitr' i Moizy teo ambonin' ny ranomasina ny tànany, ka vao nangirana ny andro dia nody tamin' ny toerany andavanandro ny ranomasina. Nandositra ny Ejipsiana ka tojo azy, ka dia navarin' ny Tompo tao anaty ranomasina ny Ejipsiana. |