<-
->

Eks 18:26 And they judged the people at all seasons: the hard causes they brought unto Moses, but every small matter they judged themselves. Dia nitsara ny olona mandrakariva ireo; koa ny ady sarotra ihany no nentiny tao amin' i Mosesy, fa ny ady madinika rehetra kosa dia notsarainy ihany. Dia ireo no nitsara ny vahoaka mandrakariva; ny raharaha lehibe nentiny teo anatrehan' i Moizy; ny raharaha madinika notapahan' izy ireo ihany. Et ils jugeaient le peuple en tout temps. Toute affaire importante, ils la déféraient à Moïse, et toute affaire mineure, ils la jugeaient eux-mêmes.