<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 19:9 | And the |
Ary hoy Jehovah tamin' i Mosesy: Indro Aho mankeo aminao ao anatin' ny rahona maizina, mba ho ren' ny olona raha miteny aminao Aho, ka dia hino anao mandrakariva izy. Dia nambaran' i Mosesy tamin' i Jehovah ny tenin' ny olona. | ka hoy Iaveh tamin' i Moizy: Indro fa hankeo aminao ao anatin' ny rahona matevina aho, mba ho ren' ny olona rahefa miteny aminao aho, dia hinoany anao mandrakariva koa. Ary nolazain' i Moizy tamin' ny Tompo ny tenin' ny vahoaka. |