<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:11 | With the work of an engraver in stone, like the engravings of a signet, shalt thou engrave the two stones with the names of the children of |
amin' ny asan' ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran' ny Zanak' Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy, | Tahaka ny fikapa vato sarobidy sy fisokitra fanombohan-kase aminy, no ho fisokitrao ny anaran' ny zanak' Israely amin' ireo vato roa ireo, ary hasianao randram-bolamena manodidina izy. | C' est selon l' art du lapidaire - en gravure de sceau - que tu graveras les deux pierres aux noms des |