<-
->

Eks 38:23 And with him was Aholiab, son of Ahisamach, of the tribe of Dan, an engraver, and a cunning workman, and an embroiderer in blue, and in purple, and in scarlet, and fine linen. Ary ny namany dia Oholiaba, zanak' i Ahisamaka, avy amin' ny firenen' i Dana, mpiasa tefy sy rafitra ary mpanenona mahay sady nahay tenona samy hafa soratra tamin' ny manga sy volomparasy sy mena ary rongony fotsy madinika. ary ny nanampy azy dia Ooliaba, zanak' i Akisameka, amin' ny fokon' i Dana, mahay manao sary sokirina, mamorona fomban-taozavatra vaovao, manao tenona misoratsoratra amin' ny jaky volomparasy, jaky mangatrakatraka, lamba mena antitra, rongony madinika. et avec lui Oholiab, fils de Ahisamak, de la tribu de Dan, ciseleur, brodeur, brocheur en pourpre violette et écarlate, en cramoisi et en lin fin.