<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 39:26 | A bell and a pomegranate, a bell and a pomegranate, round about the hem of the robe to minister in; as the |
dia famohamandry sy sarin' ampongaben-danitra mifanelanelana manodidina eo amin' ny moron-tongotry ny akanjo ivelany, ho entiny manao ny fanompoam-pivavahana, dia araka izay efa nandidian' i Jehovah an' i Mosesy. | lakolosy kely iray dia apongabendanitra iray, lakolosy kely iray dia apongabendanitra iray, amin' ny moron-tongotry ny akanjo lava manodidina, mba hanaovana ny fanompoam-pivavahana, araka ny nandidian' ny Tompo an' i Moizy. | une clochette une grenade, une clochette une grenade, tout autour de l' ourlet du manteau à porter pour officier, comme |