| 
	<- ->  | 
[King James Bible] Exodus  | 
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy  | 
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody  | 
[Bible de Jérusalem] L'Exode  | 
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| 
<-
 ->  | 
  | 
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| Eks 9:24 | So there was hail, and fire mingled with the hail, very grievous, such as there was none like it in all the land of  | 
Dia nisy havandra sy afo nifandrambondrambona tanelanelan' ny havandra; dia mafy indrindra izany, ka tsy mbola nisy toy izany tany amin' ny tany Egypta rehetra hatrizay naha-firenena azy. | Havandra no nilatsaka ary afo miharo amin' ny havandra, sady loza ny heriny, fa tsy mbola nisy toy izany tany Ejipta, hatrizay naha-firenena azy. | Il y eut de la grêle et le feu jaillissait au milieu de la grêle, une grêle très forte, comme il n' y en avait jamais eu au pays des  | 
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
| 
 |