<-
->

Job / Jb 42:8 Therefore take unto you now seven bullocks and seven rams, and go to my servant Job, and offer up for yourselves a burnt offering; and my servant Job shall pray for you: for him will I accept: lest I deal with you after your folly, in that ye have not spoken of me the thing which is right, like my servant Job. Koa ankehitriny makà vantotr' ombilahy fito sy ondrilahy fito ho anareo, ary mankanesa ao amin' i Joba mpanompoko, ka manatera fanatitra dorana ho anareo; ary Joba mpanompoko no hifona ho anareo, fa izy no hankasitrahako, fandrao hamaly anareo araka ny fahadalanareo Aho, satria tsy marina tahaka ny filàzan' i Joba mpanompoko ny filàzanareo Ahy. Koa ankehitriny mandehana maka vantotr' ombalahy fito sy ondralahy fito, dia mankanesa eo amin' i Joba mpanompoko ka manatera sorona dorana ho anareo. Ary Joba mpanompoko hivavaka ho anareo, fa izy ihany nohany tsy hamaliako anareo araka ny hadalanareo, satria tsy mba mifanaraka amin' ny marina tahaka ny nataon' i Joba ny filazanareo ahy. Et maintenant, procurez-vous sept taureaux et sept béliers, puis allez vers mon serviteur Job. Vous offrirez pour vous un holocauste, tandis que mon serviteur Job priera pour vous. J' aurai égard à lui et ne vous infligerai pas ma disgrâce pour n' avoir pas, comme mon serviteur Job, parlé avec droiture de moi."