Chapitres et versets citant Seira

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 14.6 And the Horites in their mount Seir, unto Elparan, which is by the wilderness. ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany Elparana, izay eo anilan' ny efitra. ary ny Horeana teo an-tendrombohitra Seira fonenany, hatrany El-Faràna, izay ao akaikin' ny efitra. les Horites dans les montagnes de Séïr jusqu'à El-Parân, qui est à la limite du désert.
...............
Gen / Jen 32.3 And Jacob sent messengers before him to Esau his brother unto the land of Seir, the country of Edom. Ary hoy Jakoba, raha nahita ireo: Tobin' Andriamanitra ity; ary ny anaran' izany tany izany nataony hoe Mahanaima. Ary nandefa iraka hialoha azy Jakoba, ho any amin' i Esao, rahalahiny, any amin' i Seira any an-tsahan' i Edoma. En les voyant, Jacob dit : C' est le camp de Dieu ! et il donna à ce lieu le nom de Mahanayim.
Gen / Jen 32.4 And he commanded them, saying, Thus shall ye speak unto my lord Esau; Thy servant Jacob saith thus, I have sojourned with Laban, and stayed there until now: Ary nandefa iraka Jakoba hialoha azy ho any amin' i Esao rahalahiny, ho any Seira, tanin' i Edoma. Nomeny teny ireo nataony hoe: Izao no holazainareo amin' ny tompoko, amin' i Esao: Izao no tenin' i Jakoba mpanomponao: Nitoetra tany amin' i Labana aho ary nijanona tany, mandrak' ankehitriny. Jacob envoya au-devant de lui des messagers à son frère Ésaü, au pays de Séïr, la steppe d'Édom.
...............
Gen / Jen 33.14 Let my lord, I pray thee, pass over before his servant: and I will lead on softly, according as the cattle that goeth before me and the children be able to endure, until I come unto my lord unto Seir. Trarantitra ianao, aoka itompokolahy hialoha ny mpanompony; ary izaho handeha miadana araka izay dian' ny omby aman' ondry, izay ho eo alohako, sy ny dian' ny zaza, mandra-pahatongako any amin' itompokolahy any Seira. Ka aoka ny tompoko hialoha ny mpanompony; fa izaho kosa hanaraka miadana, araka ny dian' ny biby fiompy izay mandeha eo alohako, sy ny dian' ny ankizy, mandra-pahatongako any amin' ny tompoko any Seira. Que Monseigneur parte donc en avant de son serviteur; pour moi, je cheminerai doucement au pas du troupeau que j' ai devant moi et au pas des enfants, jusqu'à ce que j' arrive chez Monseigneur, en Séïr.
...............
Gen / Jen 33.16 So Esau returned that day on his way unto Seir. Dia niverina androtrizay Esao tamin' ny lalany ho any Seira. Dia niverina anankany Seira androtr' iny ihany Esao. Ésaü reprit ce jour-là sa route vers Séïr,
...............
Gen / Jen 36.8 Thus dwelt Esau in mount Seir: Esau is Edom. Koa nonina tany an-tendrombohitra Seira Esao. (Edoma izany). Dia tany an-tendrombohitra Seira Esao no nonina. Esao dia Edoma ihany. Ainsi Ésaü s'établit dans la montagne de Séïr. Ésaü c' est Édom.
Gen / Jen 36.9 And these are the generations of Esau the father of the Edomites in mount Seir: Ary izao no taranak' i Esao, rain' ny Edomita any an-tendrombohitra Seira: Izao no taranak' i Esao, rain' i Edoma tany an-tendrombohitra Seira. Voici la descendance d'Ésaü, père d'Édom, dans la montagne de Séïr.
...............
Gen / Jen 36.20 These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana,
Gen / Jen 36.21 And Dishon, and Ezer, and Dishan: these are the dukes of the Horites, the children of Seir in the land of Edom. sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny taranak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma. Ireo no loham-pirenena amin' ny Horeana, zanakalahin' i Seira, tamin' ny tanin' i Edoma. Dishôn, Éçer, Dishân, tels sont les chefs des Horites, les fils de Séïr au pays d'Édom.
...............
Gen / Jen 36.30 Duke Dishon, duke Ezer, duke Dishan: these are the dukes that came of Hori, among their dukes in the land of Seir. sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra. Disona, loham-pirenena, Esera, loham-pirenena, Disana, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Horeana izay samy loham-pirenena any amin' ny tanin' i Seira. le chef Dishôn, le chef Éçer, le chef Dishân. Tels sont les chefs des Horites, d' après leurs clans, au pays de Séïr.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.2 (There are eleven days' journey from Horeb by the way of mount Seir unto Kadeshbarnea.) (lalana Iraika ambin' ny folo andro Kadesi-barnea raha ao Horeba, raha ny lalana mahazo ny tendrombohitra Seira no aleha.) Làlana iraika ambin' ny folo andro Kades-Barne, raha avy eo Horeba ka mihazo ny làlana amin' ny tendrombohitra Seira. Il y a onze jours de marche depuis l' Horeb, par le chemin de la montagne de Séïr, jusqu'à Cadès Barné. -
...............
Deo / Dt 1.44 And the Amorites, which dwelt in that mountain, came out against you, and chased you, as bees do, and destroyed you in Seir, even unto Hormah. Dia nivoaka hiady aminareo ny Amorita, izay nonina tamin' izany tendrombohitra izany, ka nanenjika anareo tahaka ny fanenjiky ny reni-tantely, dia nandringana anareo tany Seira ka hatrany Horma. Kanjo nivoaka hanehatra anareo ny Amoreana izay monina amin' izany tendrombohitra izany, ka notanahiny hianareo toy ny fanaon' ny renin-tantely sy noreseny tao Seira ka hatrany Hormà. Les Amorites habitant cette montagne sont sortis à votre rencontre, vous ont poursuivis comme l' auraient fait des abeilles et vous ont battus en Séïr jusqu'à Horma.
Deo / Dt 2.1 Then we turned, and took our journey into the wilderness by the way of the Red sea, as the Lord spake unto me: and we compassed mount Seir many days. Dia niverina isika ka nandeha tany an-efitra tamin' ny lalana mankany amin' ny Ranomasina Mena, araka izay nolazain' i Jehovah tamiko; ary nanodidina ny tendrombohitra Seira ela ihany isika. Dia nivily làlana isika, ka nandeha ho any an' efitra, amin' ny làlana mankany amin' ny ranomasina Mena, araka ny nandidian' ny Tompo ahy; ary ela isika no nihodina manodidina ny tendrombohitra Seira. Puis nous avons fait demi-tour et nous sommes partis au désert, en direction de la mer de Suph, comme Yahvé me l' avait ordonné. Pendant de longs jours nous avons tourné autour de la montagne de Séïr.
...............
Deo / Dt 2.4 And command thou the people, saying, Ye are to pass through the coast of your brethren the children of Esau, which dwell in Seir; and they shall be afraid of you: take ye good heed unto yourselves therefore: Ary mandidia ny olona hoe: Hianareo efa handeha hamaky ny tanin' ny taranak' i Esao rahalahinareo, izay monina any Seira; dia hatahotra anareo izy; nefa mitandrema tsara ianareo, Omeo teny ny vahoaka ataovy hoe: Hamaky ny tanin' ny rahalahinareo hianareo izao, dia ny taranak' i Esao, izay monina any Seira. Hatahotra anareo izy; Et donne cet ordre au peuple : Vous allez passer par le territoire de vos frères, les fils d'Ésaü, qui habitent Séïr. Ils vous craignent et vous serez bien gardés.
Deo / Dt 2.5 Meddle not with them; for I will not give you of their land, no, not so much as a foot breadth; because I have given mount Seir unto Esau for a possession. ka aza mila ady aminy; fa tsy hanomezako anao ny taniny, na dia eram-paladia akory aza, satria nomeko ho lovan' i Esao ny tendrombohitra Seira. nefa mitandrema tsara mba tsy hisy hifandiranareo aminy, fa tsy hanomezako anareo ny taniny, na dia eram-paladia aza; ny tendrombohitra Seira efa nomeko an' i Esao hananany azy. N' allez pas les provoquer, car je ne vous donnerai rien de leur pays, pas même la longueur d' un pied : c' est à Ésaü que j' ai donné la montagne de Séïr pour domaine.
...............
Deo / Dt 2.8 And when we passed by from our brethren the children of Esau, which dwelt in Seir, through the way of the plain from Elath, and from Eziongaber, we turned and passed by the way of the wilderness of Moab. Ary raha nandalo ny taranak' i Esao rahalahintsika izay monina any Seira isika ary niala tamin' ny lalana amin' ny tani-hay sy tao Elata ary Ezion-gebera, dia nivily isika ka nandeha tamin' ny lalana mankany amin' ny efitr' i Moaba. Koa nandalo lavidavitra ny rahalahintsika zanak' i Esao izay monina any Seira isika, lavidavitra ny làlana amin' i Arabaha sy Elata ary Asiongabera; nivily isika dia nihazo ny làlana mankany amin' ny efitr' i Moaba. Nous avons donc passé au-delà de nos frères, les fils d'Ésaü qui habitent en Séïr, par la route de la Araba, d'Élat et d'Éçyôn-Gébèr ; puis, changeant de direction, nous prîmes la route du désert de Moab.
...............
Deo / Dt 2.12 The Horims also dwelt in Seir beforetime; but the children of Esau succeeded them, when they had destroyed them from before them, and dwelt in their stead; as Israel did unto the land of his possession, which the Lord gave unto them. Ary ny tany Seira dia nonenan' ny Horita, fa ny taranak' i Esao nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon' ny Isiraely tao amin' ny tany izay nomen' i Jehovah azy ho lovany.) Ny tany Seira koa fahiny, dia nonenan' ny Horeana, nefa noroahin' ny taranak' i Esao ireny nataony lany ringana teo anatrehany, dia izy ireo no nonina nisolo ireny, toy ny nataon' ny zanak' Israely tamin' ny tany ananany, izay nomen' ny Tompo azy. De même en Séïr demeuraient auparavant les Horites, que les fils d'Ésaü dépossédèrent et exterminèrent pour s'établir à leur place, ainsi que l' a fait Israël pour sa terre, l' héritage reçu de Yahvé.
...............
Deo / Dt 2.22 As he did to the children of Esau, which dwelt in Seir, when he destroyed the Horims from before them; and they succeeded them, and dwelt in their stead even unto this day: araka izay nataony koa ho an' ny taranak' i Esao, izay mitoetra any Seira, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany; toy izany no nataon' ny Tompo ho an' ny taranak' i Esao izay monina any Sira, tamin' ny nandringanany ny Horeana, teo anoloany, dia noroahiny ireny, ka izy ireo no nonina nisolo ireny mandrak' androany. comme il avait fait pour les fils d'Ésaü, habitant en Séïr, en exterminant devant eux les Horites, qu' ils dépossédèrent pour s'établir à leur place jusqu'à ce jour.
...............
Deo / Dt 2.29 (As the children of Esau which dwell in Seir, and the Moabites which dwell in Ar, did unto me;) until I shall pass over Jordan into the land which the Lord our God giveth us. (araka izay nataon' ny taranak' i Esao, izay monina any Moabita, izay monina any Ara, tamiko) mandra-pitako an' i Jordana ho any amin' ny tany izay omen' i Jehovah Andriamanitray anay. Efa nanao izany tamiko ny taranak' i Esao monina any Seira, sy ny Moabita monina any Ara mandra-pitako an' i Jordany, ho any amin' ny tany omen' ny Tompo Andriamanitray anay. comme me l' ont accordé les fils d'Ésaü qui habitent en Séïr et les Moabites qui habitent en Ar, jusqu'à ce que je passe le Jourdain pour aller au pays que Yahvé notre Dieu nous donne. "
...............
Deo / Dt 33.2 And he said, The Lord came from Sinai, and rose up from Seir unto them; he shined forth from mount Paran, and he came with ten thousands of saints: from his right hand went a fiery law for them. Hoy izy: Jehovah avy tao Sinay, Ary niseho taminy avy tany Seïra; Niposaka namirapiratra avy tany an-tendrombohitra Parana Izy; Ary avy tao amin' ny masiny tsy omby alinalina; Ary teo ankavanany nisy lalàn' afo ho an' ireo. Hoy izy: Tonga avy tany Sinaia Iaveh, niposaka ho azy ireo avy any Seira izy; namirapiratra avy ao an-tendrombohitra Farana izy, ary nivoaka teo afovoan' ny masina tsy omby alinalina; ary nitselatra ho azy ireo avy eo ankavanany ny tsirim-pahazavana. Il dit : Yahvé est venu du Sinaï. Pour eux, depuis Séïr, il s' est levé à l' horizon, il a resplendi depuis le mont Parân. Pour eux, il est venu depuis les rassemblements de Cadès, depuis son midi jusqu' aux Pentes.

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 11.17 Even from the mount Halak, that goeth up to Seir, even unto Baalgad in the valley of Lebanon under mount Hermon: and all their kings he took, and smote them, and slew them. hatramin' ny tendrombohitra mangadihady, izay fiakarana no any Seira, ka hatrany Bala-gada eo amin' ny lohasahan' i Libanona am-bodin' ny tendrombohitra Hermona; ary ny mpanjakany rehetra nosamboriny ka novonoiny ho faty. hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira, ka hatrany Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ao ambodin' ny tendrombohitra Hermòna; nosamboriny ny mpanjakany rehetra, ka novonoiny sy nataony maty. Depuis le mont Pelé, qui s'élève vers Séïr, jusqu'à Baal-Gad, dans la vallée du Liban, au pied du mont Hermon, il s' empara de tous leurs rois qu' il fit frapper à mort.
...............
Jos 12.7 And these are the kings of the country which Joshua and the children of Israel smote on this side Jordan on the west, from Baalgad in the valley of Lebanon even unto the mount Halak, that goeth up to Seir; which Joshua gave unto the tribes of Israel for a possession according to their divisions; Ary izao no mpanjakan' ny tany izay resin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely tany an-dafy andrefan' i Jordana, hatrany Bala-gada, eo an-dohasahan' i Libanona, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady izay fiakarana ho any Seira, ka ny taniny nomen' i Josoa ny firenen' ny Isiraely araka ny fizarany, Ireto kosa ny mpanjaka resin' i Josoe sy ny zanak' Israely aty an-dafin' i Jordany, aty andrefana, hatramin' i Baala-Gada, amin' ny lohasahan' i Libàna, ka hatramin' ny tendrombohitra mangadihady misondrotra mankany Seira. Nomen' i Josoe ny fokon' Israely, araka ny fianakaviany avy, izany tany izany, ho fananany, Voici les rois du pays que Josué et les Israélites battirent en deçà du Jourdain à l' occident, depuis Baal-Gad, dans la vallée du Liban, jusqu' au mont Pelé qui s'élève vers séïr, et dont Josué distribua l' héritage aux tribus d' Israël suivant leur répartition :
...............
Jos 15.10 And the border compassed from Baalah westward unto mount Seir, and passed along unto the side of mount Jearim, which is Chesalon, on the north side, and went down to Bethshemesh, and passed on to Timnah: dia niolaka hatrany Bala andrefana ka hatramin' ny tendrombohitra Seira ka nandroso hatramin' ny ilany avaratry ny tendrombohitra Jearima (Kesalona izany), dia nidina hatrany Beti-semesy ka nandroso hatrany Timna. Avy eo Baala ny faritry ny tany dia niolaka miankandrefana mankany amin' ny tendrombohitra Jarima, dia Keslona izany, nidina mankany Betisamesa nihazo an' i Tamà. De Baala, la frontière inclinait à l' ouest vers la montagne de Séïr et, longeant le flanc du mont Yéarim vers le nord - c' est Kesalôn - elle descendait à Bet-Shémesh, traversait Timna,
...............
Jos 24.4 And I gave unto Isaac Jacob and Esau: and I gave unto Esau mount Seir, to possess it; but Jacob and his children went down into Egypt. Ary Isaka koa dia nomeko an' i Jakoba sy Esao ho zanany; ary nomeko ho lovan' i Esao ny tendrombohitra Seira; fa Jakoba sy ny taranany kosa nankany Egypta. Isaaka dia nomeko an' i Jakoba sy Esao; ary Esao nomeko ny tendrombohitra Seïra ho fananany, ary Jakoba sy ny zanany nidina nankany Ejipta. A Isaac, je donnai Jacob et Ésaü. A Ésaü, je donnai en possession la montagne de Séïr. Jacob et ses fils descendirent en Égypte.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 5.4 LORD, when thou wentest out of Seir, when thou marchedst out of the field of Edom, the earth trembled, and the heavens dropped, the clouds also dropped water. Jehovah ô, fony nivoaka avy tany Seïra Hianao ary nandeha avy tany amin' ny tany Edoma, dia nihorohoro ny tany, ary ny lanitra koa nitete; Eny, ny rahona matevina nitete rano. Tompo o, fony hianao nivoaka avy any Seira, nony nandroso avy any an-tsahan' i Edoma, nihorohoro ny tany, ny lanitra aza nitsonika, ary nitsonika ho rano ny rahona. Yahvé, quand tu sortis de Séïr, quand tu t' avanças des campagnes d'Édom, la terre trembla, les cieux se déversèrent, les nuées fondirent en eau.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 8.21 So Joram went over to Zair, and all the chariots with him: and he rose by night, and smote the Edomites which compassed him about, and the captains of the chariots: and the people fled into their tents. ka dia nankany Zaira Jehorama, ary ny kalesy rehetra nentiny hiaraka aminy; ary nanaovany latsak' alina ny Edomita, izay nanodidina azy, mbamin' ny komandin' ny kalesy; ary ny olona nandositra nody. Ka nankany Seira Jorama nomban' ny kalesy rehetra; nifoha mbola alina izy namono ny Edomita manodidina azy, sy ny lehiben' ny kalesy, ary nandositra nankany an-dainy ny vahoaka. Joram passa à Caïr, et avec lui tous les chars... Il se leva de nuit et força la ligne des Edomites qui l' encerclaient, et les commandants de chars avec lui; le peuple s' enfuit à ses tentes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.38 And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân.
...............
1Tt / 1Tan 4.42 And some of them, even of the sons of Simeon, five hundred men, went to mount Seir, having for their captains Pelatiah, and Neariah, and Rephaiah, and Uzziel, the sons of Ishi. Ary nisy lehilahy dimam-jato tamin' ny taranak' i Simeona nankany amin' ny tendrombohitra Seira ka nanana an' i Peletia sy Nearia sy Refaia ary Oziela, zanakalahin' i Jisy, ho mpifehy azy. Nisy taranak' i Simeona koa, diman-jato lahy no isany, nankany amin' ny tendrombohitra Seira. Faltiasa, Naariasa, Rafaiasa, ary Oziela, zanak' i Jesì, no filohan' ireo. Certains d' entre eux, appartenant aux fils de Siméon, gagnèrent la montagne de Séïr : cinq cents hommes ayant à leur tête Pelatya, Nearya, Rephaya, Uzziel, les fils de Yishéï.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 20.10 And now, behold, the children of Ammon and Moab and mount Seir, whom thou wouldest not let Israel invade, when they came out of the land of Egypt, but they turned from them, and destroyed them not; Koa indreo ny taranak' i Amona sy Moaba ary ny avy any an-tendrombohitra, Seira, dia ilay tsy navelanao hotafihin' ny Isiraely, fony izy nivoaka avy tany amin' ny tany Egypta, ka nivily fa tsy nandringana azy; Ankehitriny, indreo ny taranak' i Amòna sy Moaba mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tsy navelanao hidiran' Israely fony izy avy any amin' ny tany Ejipta, ka nivily izy, fa tsy nandrava azy. Vois à cette heure les Ammonites, Moab et les montagnards de Séïr; tu n' as pas laissé Israël les envahir lorsqu' il venait du pays d'Égypte, il s' est au contraire écarté d' eux sans les détruire;
...............
2Tt / 2Tan 20.22 And when they began to sing and to praise, the Lord set ambushments against the children of Ammon, Moab, and mount Seir, which were come against Judah; and they were smitten. Ary raha vao nanomboka nihoby sy nidera ireo, dia nasian' i Jehovah otrika hamely ny taranak' i Amona sy Moaba sy ny avy any an-tendrombohitra Seira, izay avy hamely ny Joda, ka dia resy ireo. Vao nanomboka ny hira amam-piderana dia namela-pandrika Iaveh, hahavoa ny taranak' i Amòna sy Moaba, mbamin-dry zareo avy any an-tendrombohitra Seira, izay tonga hamely an' i Jodà, ka resy izy ireo. Au moment où ils entonnaient l' exaltation et la louange, Yahvé tendit une embuscade contre les Ammonites, Moab et les montagnards de Séïr qui attaquaient Juda, et qui se virent alors battus.
2Tt / 2Tan 20.23 For the children of Ammon and Moab stood up against the inhabitants of mount Seir, utterly to slay and destroy them: and when they had made an end of the inhabitants of Seir, every one helped to destroy another. Dia nitsangana ny taranak' i Amona sy Moaba namely ny avy any an-tendrombohitra Seira ka namono sy nandringana azy; ary nony voaringany ny mponina tany Seira, dia nifandringana kosa izy samy izy ihany. Ny taranak' i Amòna sy Moaba nitsangana nanohitra ny mponina any an-tendrombohitra Seira hamono sy handringana an' ireo; nony tapitra naringany ny mponina any an-tendrombohitr' i Seira dia izy samy izy indray no nifanampy nifandringana. Les Ammonites et les Moabites se dressèrent contre les habitants de la montagne de Séïr pour les vouer à l' anathème et les anéantir, mais en exterminant les habitants de Séïr ils ne s' entraidaient que pour leur propre perte.
...............
2Tt / 2Tan 25.11 And Amaziah strengthened himself, and led forth his people, and went to the valley of salt, and smote of the children of Seir ten thousand. Ary Amazia nitombo hery, dia nitarika ny vahoakany ka nankany amin' ny Lohasahan-tsira, ary nahafaty iray alina tamin' ny taranak' i Seira izy. Feno herim-po Amasiasa ka nitarika ny vahoakany dia nankany amin' ny lohasahan-tSira, ary nandresy iray alina tamin' ny taranak' i Seira. Amasias se décida à partir à la tête de ses troupes, il gagna la vallée du Sel et battit dix mille fils de Séïr.
...............
2Tt / 2Tan 25.14 Now it came to pass, after that Amaziah was come from the slaughter of the Edomites, that he brought the gods of the children of Seir, and set them up to be his gods, and bowed down himself before them, and burned incense unto them. Ary Amazia, nony niverina avy nanafika ny Edomita, dia nitondra ny andriamanitry ny taranak' i Seira ka nanangana azy ho andriamaniny; ary niankohoka teo anatrehany izy sady nandoro ditin-kazo manitra ho azy. Nony tonga avy nandresy ny Edomita Amasiasa, dia nentiny ny andriamanitry ny taranak' i Seira, ka natsangany ho andriamaniny, niankohofany teo anatrehany, ary nanaterany zava-manitra. Une fois rentré de sa campagne victorieuse contre les Édomites, Amasias introduisit les dieux des fils de Séïr, en fit ses dieux, se prosterna devant eux et les encensa.

      Eklesiastika L'Ecclésiastique
...............
Si 50.26 dia ireo monina any an-tendrombohitra Seira, ny Filistina, ary ilay vahoaka adala monina ao Sikema. les habitants de la montagne de Séïr, les Philistins, et le peuple stupide qui demeure à Sichem.

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 21.11 The burden of Dumah. He calleth to me out of Seir, Watchman, what of the night? Watchman, what of the night? Faminaniana ny amin' ny loza hanjo an' i Edoma. Misy miantso ahy any Seira manao hoe: Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao ? Ry mpiambina ô, toy inona alina moa izao? Faminaniana ny amin' i Domà . Misy miantso ahy avy any Seira manao hoe: Ry tily o, toy inon' alina moa izao? Ry tily o, toy inon' alina moa izao? Oracle sur Duma. Vers moi on crie depuis Séïr : " Veilleur, où en est la nuit ? Veilleur, où en est la nuit ? "

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 25.8 Thus saith the Lord GOD; Because that Moab and Seir do say, Behold, the house of Judah is like unto all the heathen; Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Noho ny nanaovan' i Moaba sy Seïra hoe: Indro, ny taranak' i Joda efa tonga tahaka ny firenena rehetra izao, Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Noho Moaba sy Seira manao hoe: Indro ny taranak' i Jodà fa sahala amin' izao firenena rehetra izao ihany, Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Parce que Moab et Séïr ont dit : " Voici que la maison de Juda est semblable à toutes les nations ",
...............
Eze / Ez 35.2 Son of man, set thy face against mount Seir, and prophesy against it, Ry zanak' olona, manandrifia ny tendrombohitra Seïra, ka maminania ny hamelezana azy, Ry zanak' olona atodiho mankany amin' ny tendrombohitr' i Seira ny tavanao, ka maminania ny hanjo azy, manaova hoe: Fils d' homme, tourne-toi vers la montagne de Séïr et prophétise contre elle.
Eze / Ez 35.3 And say unto it, Thus saith the Lord GOD; Behold, O mount Seir, I am against thee, and I will stretch out mine hand against thee, and I will make thee most desolate. dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain' i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely anao Aho, ry tendrombohitra Seïra, ary hahinjitro aminao ny tanako, ka hataoko foana sy lao ianao. Izao no lazain' ny Tompo Iaveh: Indro aho, ry tendrombohitra Seira ho avy ao aminao, haninjitra ny tànako hamely anao. Tu lui diras : Ainsi parle le Seigneur Yahvé. Voici que je me déclare contre toi, montagne de Séïr, et j'étends la main contre toi; je te transformerai en solitude désolée;
...............
Eze / Ez 35.7 Thus will I make mount Seir most desolate, and cut off from it him that passeth out and him that returneth. Hataoko foana sy lao ny tendrombohitra Seïra, sady hataoko tsy misy intsony ny mandroso sy ny miverina, Ny tendrombohitra Seira hataoko lao sy zary efitra, ary ny mandroso sy miverina eo, hataoko tsy misy intsony. Je ferai de la montagne de Séïr une solitude désolée, et j' en retrancherai quiconque parcourt le pays.
...............
Eze / Ez 35.15 As thou didst rejoice at the inheritance of the house of Israel, because it was desolate, so will I do unto thee: thou shalt be desolate, O mount Seir, and all Idumea, even all of it: and they shall know that I am the Lord. Toy ny nifalianao ny amin' ny lovan' ny taranak' Isirady, satria nofoanana ireny, dia toy izany kosa no hataoko aminao: Ho foana ianao, ry tendrombohitra Seïra sy Edoma rehetra; Ka dia ho fantatra fa Izaho no Jehovah. Toy ny nifalianao, ny amin' ny lovan' ny taranak' Israely tamin' ny faharavany, toy izany no hataoko aminao: ho rava hianao, ry tendrombohitra Seira, mbamin' Idomea manontolo; dia ho fantatry ny olona fa Iaveh aho. Comme tu as éprouvé de la joie parce que l' héritage de la maison d' Israël avait été dévasté, je te traiterai de la même manière. Tu seras changée en désolation, montagne de Séïr, ainsi qu'Édom tout entier, et on saura que je suis Yahvé.