Chapitres et versets citant Gabaona

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 9.3 And when the inhabitants of Gibeon heard what Joshua had done unto Jericho and to Ai, Ary ny mponina tao Gibeona nahare izay nanaovan' i Josoa an' i Jeriko sy Ay, Fa ny mponina tao Gabaona kosa, nony nandre ny nanaovan' i Josoe an' i Jerikao sy Haia, Les habitants de Gabaôn apprirent la manière dont Josué avait traité Jéricho et Aï,
...............
Jos 9.17 And the children of Israel journeyed, and came unto their cities on the third day. Now their cities were Gibeon, and Chephirah, and Beeroth, and Kirjathjearim. Dia niainga ny Zanak' Isiraely ka tonga tany an-tanànan' ireo tamin' ny andro fahatelo. Ary Gibeona sy Kefira sy Berota ary Kiriata-jearima no tanànany. Koa niainga ny zanak' Israely dia tonga tany an-tanànan' izy ireo nony afaka hateloana; ny tanànany dia Gabaona, Kefira, Berota ary Kariatiarima. Les Israélites partirent du camp et arrivèrent dans leurs villes, le troisième jour. Leurs villes étaient Gabaôn, Kephira, Béérot et Qiryat-Yéarim.
Jos 10.1 Now it came to pass, when Adonizedec king of Jerusalem had heard how Joshua had taken Ai, and had utterly destroyed it; as he had done to Jericho and her king, so he had done to Ai and her king; and how the inhabitants of Gibeon had made peace with Israel, and were among them; Ary rehefa ren' i Adoni-zedeka, mpanjakan' i Jerosalema, fa afak' i Josoa Ay ka noravany (fa araka izay nataony tamin' i Jeriko sy ny mpanjakany no nataony tamin' Ay sy ny mpanjakany), sady nanao fihavanana tamin' ny Isiraely ny mponina tany Gibeona ka tomoetra eo aminy, Ren' i Adonisedeka, mpanjakan' i Jerosalema, fa Haia dia efa azon' i Josoe, ka nataony anatema; toy ny nanaovany an' i Jerikao sy ny mpanjakany, no nanaovany an' i Haia sy ny mpanjakany koa, ary ny mponina ao Gabaona efa nanao fihavanana tamin' Israely ka mitoetra eo aminy. Or, il advint qu' Adoni-Çédeq, roi de Jérusalem, apprit que Josué s'était emparé de Aï et l' avait vouée à l' anathème, traitant Aï et son roi comme il avait traité Jéricho et son roi, et que les habitants de Gabaôn avaient fait la paix avec Israël et demeuraient au milieu de lui.
Jos 10.2 That they feared greatly, because Gibeon was a great city, as one of the royal cities, and because it was greater than Ai, and all the men thereof were mighty. dia raiki-tahotra indrindra izy, satria tanàna lehibe Gibeona tahaka ny anankiray amin' ny tanàna misy andriana, sady lehibe noho Ay, ary nahery ny lehilahy rehetra teo. Dia raiki-tahotra mafy izy, satria Gabaona dia tanàna lehibe toy ny iray amin' ny tanànan' andriana, lehibe aza noho Haia, sady lehilahy mahery avokoa ny ao aminy. On en fut terrifié, car Gabaôn était une ville aussi grande que l' une des villes royales elle était plus grande que Aï , et tous ses citoyens étaient des guerriers.
...............
Jos 10.4 Come up unto me, and help me, that we may smite Gibeon: for it hath made peace with Joshua and with the children of Israel. Miakara atý amiko, ka manampia ahy, hamelezantsika an' i Gibeona; fa efa nanao fihavanana tamin' i Josoa sy ny Zanak' Isiraely izy. Miakara aty amiko hianareo, avia hanampy ahy hamelezantsika an' i Gabaona, satria nanao fihavanana tamin' i Josoe sy ny zanak' Israely izy. " Montez donc vers moi pour m' aider à battre Gabaôn, parce qu' elle a fait la paix avec Josué et les Israélites. "
Jos 10.5 Therefore the five kings of the Amorites, the king of Jerusalem, the king of Hebron, the king of Jarmuth, the king of Lachish, the king of Eglon, gathered themselves together, and went up, they and all their hosts, and encamped before Gibeon, and made war against it. Dia niangona ireo mpanjaka dimy tamin' ny Amorita ireo, dia ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jarmota, ny mpanjakan' i Lakisy, ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra izy sy ny miaramilany rehetra, ary nitoby tandrifin' i Gibeona ka namely azy. Dia niangona ny mpanjakan' ny Amoreana, ny mpanjakan' i Jerosalema, ny mpanjakan' i Hebrona, ny mpanjakan' i Jerimota, ny mpanjakan' i Lakisa ary ny mpanjakan' i Eglona, ka niakatra niaraka tamin' ny mpiantafika rehetra, ary nanorina ny tobiny teo akaikin' i Gabaona sy nanao fahirano azy. Ayant opéré leur jonction, les cinq rois amorites montèrent, à savoir le roi de Jérusalem, le roi d' Hébron, le roi de Yarmut, le roi de Lakish et le roi d'Églôn, eux et toutes leurs troupes; ils assiégèrent Gabaôn et l' attaquèrent.
Jos 10.6 And the men of Gibeon sent unto Joshua to the camp to Gilgal, saying, Slack not thy hand from thy servants; come up to us quickly, and save us, and help us: for all the kings of the Amorites that dwell in the mountains are gathered together against us. Ary ny mponina tao Gibeona dia naniraka olona ho any amin' i Josoa teo an-toby tany Gilgala hanao hoe: Aza mampiketraka ny tananao tsy hamonjy ny mpanomponao; miakara faingana ho atý aminay, ary vonjeo sy ampio izahay; fa miangona hamely anay ny mpanjaka rehetra amin' ny Amorita izay monina any amin' ny tany havoana. Dia naniraka olona ny mponina ao Gabaona nilaza tamin' i Josoe tao an-tobin' i Galgalà hoe: Aza manohon-tànana tsy manampy ny mpanomponao, fa miakara faingana ho aty aminay, afaho izahay, ampio izahay, fa nikambana hamely anay ny mpanjakan' ny Amoreana rehetra monina amin' ny tendrombohitra. Les gens de Gabaôn envoyèrent dire à Josué, au camp de Gilgal : " Ne délaisse pas tes serviteurs, hâte-toi de monter jusqu'à nous pour nous sauver et nous secourir, car tous les rois amorites qui habitent la montagne se sont coalisés contre nous. "
...............
Jos 10.10 And the Lord discomfited them before Israel, and slew them with a great slaughter at Gibeon, and chased them along the way that goeth up to Bethhoron, and smote them to Azekah, and unto Makkedah. Ary Jehovah nampifanaritaka ireo teo anoloan' ny Isiraely; ary namely ireo tany Gibeona izy ka nahafaty maro be, sady nanenjika azy tamin' ny fiakarana mankany Beti-horona izy ka namely azy hatrany Azeka ka hatrany Makeda. sady nampifanaritahan' ny Tompo teo anoloan' Israely izy ireo, ka nataon' Israely kilahotohoto tao akaikin' i Gabaona sy nenjehiny tamin' ny làlana mankany Betoròna, ary nasiany hatrany Azekà sy Makedà. Yahvé les mit en déroute, en présence d' Israël, et leur infligea à Gabaôn une rude défaite; il les poursuivit même sur le chemin de la montée de Bet-Horôn et les battit jusqu'à Azéqa et jusqu'à Maqqéda .
...............
Jos 10.12 Then spake Joshua to the Lord in the day when the Lord delivered up the Amorites before the children of Israel, and he said in the sight of Israel, Sun, stand thou still upon Gibeon; and thou, Moon, in the valley of Ajalon. Ary tamin' izany Josoa dia niteny tamin' i Jehovah tamin' ny andro nanoloran' i Jehovah ny Amorita teo anoloan' ny Zanak' Isiraely ka nanao teo imason' ny Zanak' Isiraely hoe: Ry masoandro, mijanòna eo ambonin' i Gibeona; Ary, ianao kosa, ry volana, any an-dohasahan' i Aialona. Dia niteny tamin' ny Tompo Josoe tamin' ny andro nanoloran' ny Tompo ny Amoreana tamin' ny zanak' Israely, ka hoy izy teo imason' ny zanak' Israely: Ry masoandro, mijanona eo ambonin' i Gabaona ary hianao, ry volana, ambonin' ny lohasaha Ajalona. C' est alors que Josué s' adressa à Yahvé, en ce jour où Yahvé livra les Amorites aux Israélites. Josué dit en présence d' Israël : " Soleil, arrête-toi sur Gabaôn, et toi, lune, sur la vallée d' Ayyalôn! "
...............
Jos 10.41 And Joshua smote them from Kadeshbarnea even unto Gaza, and all the country of Goshen, even unto Gibeon. Dia nasian' i Josoa izy hatrany Kadesi-barnea ka hatrany Gaza, ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gibeona. Nasian' i Josoe ireny, hatrany Kadesa-Barne ka hatrany Gaza ary ny tany Gosena rehetra hatrany Gabaona. Josué les battit depuis Cadès Barné jusqu'à Gaza, et toute la région de Goshèn jusqu'à Gabaôn.
...............
Jos 11.19 There was not a city that made peace with the children of Israel, save the Hivites the inhabitants of Gibeon: all other they took in battle. Tsy nisy tanàna izay nanao fihavanana tamin' ny Zanak' Isiraely, afa-tsy ny Hivita izay nonina tany Gibeona ihany; fa azony tamin' ny ady avokoa izy rehetra. Tsy nisy tanàna iray akory nanao raharaham-pihavanana tamin' ny zanak' Israely afa-tsy ny Heveana izay nonina tao Gabaona, fa tamin' ny fiadiana avokoa no nahazoany azy. nulle cité n' avait fait la paix avec les Israélites, sauf les Hivvites qui habitaient Gabaôn : c' est en combattant qu' ils s' emparèrent de toutes les autres.
...............
Jos 18.25 Gibeon, and Ramah, and Beeroth, sy Gibeona sy Rama sy Berota Gabaona, Ramà, Berota, Gabaôn, Rama, Béérot,
...............
Jos 21.17 And out of the tribe of Benjamin, Gibeon with her suburbs, Geba with her suburbs, ary avy tamin' ny firenen' i Benjamina dia Gibeona sy ny tany manodidina azy ary Geba sy ny tany manodidina azy Ny avy ami' ny fokon' i Benjamina, dia Gabaona sy ny manodidina azy, Gabaà sy ny manodidina azy, De la tribu de Benjamin, Gabaôn et ses pâturages, Géba et ses pâturages,

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 2.12 And Abner the son of Ner, and the servants of Ishbosheth the son of Saul, went out from Mahanaim to Gibeon. Ary Abnera, zanak' i Nera, sy ny mpanompon' Isboseta, zanak' i Saoly, niala tao Mahanaima ka nankany Gibeona. Nivoaka avy ao Mahanaima Abnera zanak' i Nera, mbamin' ny mpanompon' Isboseta zanak' i Saola hamely an' i Gabaona. Abner, fils de Ner, et la garde d' Ishbaal, fils de Saül, firent une campagne de Mahanayim vers Gabaôn.
2Sm / 2Sam 2.13 And Joab the son of Zeruiah, and the servants of David, went out, and met together by the pool of Gibeon: and they sat down, the one on the one side of the pool, and the other on the other side of the pool. Ary Joaba, zanak' i Zeroia, sy ny mpanompon' i Davida nivoaka ka nihaona tamin' ireo teo amoron' ny kamory tao Gibeona; ary samy nipetraka teo amin' ny lafin' ny kamory avy izy. Niainga Joaba zanak' i Sarvia, mbamin' ny mpanompon' i Davida, ka tafahoana teo amoron' ny kamorin' i Gabaona izy ireo; ny iray niorin-dasy teo amin' ny lafin' ny kamory anankiray, ny iray kosa tao amin' ny lafiny anankiray hafa. Joab, fils de Çeruya, et la garde de David se mirent aussi en marche et ils se rencontrèrent près de l'étang de Gabaôn. Ils firent halte, ceux-ci d' un côté de l'étang, ceux-là de l' autre côté.
...............
2Sm / 2Sam 2.16 And they caught every one his fellow by the head, and thrust his sword in his fellow' s side; so they fell down together: wherefore that place was called Helkathhazzurim, which is in Gibeon. Ary izy rehetra samy nifanavika nifampihazon-doha ka nifandefon-tehezana tamin' ny sabatra, dia niara-nikarapoka; koa izany no nanaovana izany fitoerana ao Gibeona izany hoe Helkata-hazorima. Samy nisavika ny tandrifiny tamin' ny lohany izy ireo, dia nanindrona ny lanivoan' ny namany tamin' ny sabatra ka indray niankarapoka. Ary natao hoe Helkat-Hatsorima ny anaran' io toerana io, any Gabaona izany. Chacun saisit son adversaire par la tête et lui enfonça son épée dans le flanc, en sorte qu' ils tombèrent tous ensemble. C' est pourquoi on a appelé cet endroit le Champ des Flancs; il se trouve à Gabaôn.
...............
2Sm / 2Sam 2.24 Joab also and Abishai pursued after Abner: and the sun went down when they were come to the hill of Ammah, that lieth before Giah by the way of the wilderness of Gibeon. Ary Joaba sy Abisay dia nanenjika an' i Abnera; ka nony tonga teo amin' ny havoana Ama izy, izay tandrifin' i Gia amin' ny lalana mankany amin' ny efitr' i Gibeona, dia maty ny masoandro. Ary Joaba sy Abisaïa nanenjika an' i Abnera ary tamin' ny nilentehan' ny masoandro izy no tonga teo amin' ny havoan' i Amah izay eo atsinanan' i Giaka, amin' ny làlana mankany an' efitr' i Gabaona. Joab et Abishaï se mirent à la poursuite d' Abner et, au coucher du soleil, ils arrivèrent à la colline d' Amma, qui est à l' est de Giah sur le chemin du désert de Gabaôn.
...............
2Sm / 2Sam 3.30 So Joab, and Abishai his brother slew Abner, because he had slain their brother Asahel at Gibeon in the battle. Toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisay rahalahiny an' i Abnera noho ny namonoany an' i Asahela rahalahiny tao Gibeona tamin' ny ady. Dia toy izany no namonoan' i Joaba sy Abisaïa rahalahiny an' i Abnera, noho ny namonoany an' i Asaela rahalahiny tany Gabaona tamin' ny ady. Joab et son frère Abishaï avaient assassiné Abner parce qu' il avait fait mourir leur frère Asahel au combat de Gabaôn.
...............
2Sm / 2Sam 20.8 When they were at the great stone which is in Gibeon, Amasa went before them. And Joab' s garment that he had put on was girded unto him, and upon it a girdle with a sword fastened upon his loins in the sheath thereof; and as he went forth it fell out. Fa nony tonga tao amin' ilay vato lehibe tao Gibeona izy, dia avy Amasa nitsena azy; ary ny akanjo fiadian' i Joaba, ilay niakanjoany, dia nofehezina taminy, ary teo amboniny teo am-balahany no nisy ny fehin-tsabany ambamin' ny tranony; ary nony nandeha izy, dia latsaka ny sabatra. Nony mby teo akaikin' ilay vato lehibe ao Gabaona izy ireo, dia inty Amasà tonga teo anoloan' izy ireo. Niakanjo ny akanjo tonika Joaba ary eo ambonin' ny tonika dia nisy sabatra anankiray anaty tranony, nifehy teo am-balahany. Nony nandroso izy dia latsaka ilay sabatra. Ils étaient près de la grande pierre qui se trouve à Gabaôn, quand Amasa arriva en face d' eux. Or Joab était vêtu de sa tenue militaire sur laquelle il avait ceint une épée attachée à ses reins dans son fourreau; celle-ci sortit et tomba.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
...............
1Mp 3.4 And the king went to Gibeon to sacrifice there; for that was the great high place: a thousand burnt offerings did Solomon offer upon that altar. Ary ny mpanjaka nankany Gibeona hamono zavatra hatao fanatitra any, fa izany ilay fitoerana avo malaza; ka fanatitra dorana arivo no naterin' i Solomona teo amin' izany alitara izany. Dia nankany Gabaona Salomona hanao sorona, fa tany no fitoerana avo malaza. Sorona dorana arivo no nateriny teo ambonin' io otely io. Le roi alla à Gabaôn pour y sacrifier, car le plus grand haut lieu se trouvait là - Salomon a offert mille holocaustes sur cet autel.
1Mp 3.5 In Gibeon the Lord appeared to Solomon in a dream by night: and God said, Ask what I shall give thee. Tao Gibeona no nisehoan' i Jehovah tamin' i Solomona tamin' ny nofy nony alina; ary hoy Andriamanitra: Angataho izay tianao homeko anao. Ary Iaveh niseho tamin' i Salomona tamin' ny nofy, nony alina, tany Gabaona, ka hoy Andriamanitra taminy: Angataho izay tianao homeko anao. A Gabaôn, Yahvé apparut la nuit en songe à Salomon. Dieu dit : " Demande ce que je dois te donner. "
...............
1Mp 9.2 That the Lord appeared to Solomon the second time, as he had appeared unto him at Gibeon. dia niseho tamin' i Solomona indray Jehovah tahaka ilay nisehoany taminy tao Gibeona. dia niseho fanindroany taminy indray Iaveh, toy ny nisehoany taminy tany Gabaona. Yahvé apparut une seconde fois à Salomon comme il lui était apparu à Gabaôn.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 8.29 And at Gibeon dwelt the father of Gibeon; whose wife' s name was Maachah: Ary tao Gibeona no nonenan' ny razamben' ny an' i Gibeona, ary ny anaran' ny vadiny dia Imaka, Tao Gabaona no nonina ny rain' i Gabaona, ary Maakà no anaran' ny vadiny. A Gabaôn habitaient Yeïel, le père de Gabaôn, dont la femme s' appelait Maaka,
...............
1Tt / 1Tan 9.35 And in Gibeon dwelt the father of Gibeon, Jehiel, whose wife' s name was Maachah: Ary tao Gibeona no nonenan' i Jeiela, razamben' ny an' i Gibeona, ary ny anaran' ny vadiny dia Imaka; Tao Gabaona no nonenan' i Jehiela, rain' i Gabaona, Maakà no anaran' ny vadiny. A Gabaôn habitaient le père de Gabaôn, Yeïel, dont la femme s' appelait Maaka,
...............
1Tt / 1Tan 12.4 And Ismaiah the Gibeonite, a mighty man among the thirty, and over the thirty; and Jeremiah, and Jahaziel, and Johanan, and Josabad the Gederathite, ary Jismaia Gibeonita, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sady mpifehy ny telo-polo lahy, ary Jeremia sy Jahaziela sy Johanana sy Jozababa Gaderatita Samaiasa avy any Gabaona, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sy lehiben' ny telopolo lahy; Jeremia; Jeheziela; Johanàna; Jezabada avy any Gederà; Yishmaya de Gabaôn, un preux parmi les Trente et à la tête des Trente;
...............
1Tt / 1Tan 14.16 David therefore did as God commanded him: and they smote the host of the Philistines from Gibeon even to Gazer. Ary dia nanao araka izay nandidian' Andriamanitra azy Davida, ka dia namely ny miaramilan' ny Filistina hatrany Gibeona ka hatrany Gazera izy. Dia nataon' i Davida izay nandidian' Andriamanitra azy, ka nandresy ny tafiky ny Filistina, hatrany Gabaona ka hatrany Gazera izy ireo. David fit comme Dieu le lui avait ordonné : il défit l' armée philistine depuis Gabaôn jusqu'à Gézer.
...............
1Tt / 1Tan 16.39 And Zadok the priest, and his brethren the priests, before the tabernacle of the Lord in the high place that was at Gibeon, Ary Zadoka mpisorona sy ny mpisorona rahalahiny dia navelany teo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah teo amin' ny fitoerana avo any Gibeona, Toy izany koa Sadaoka mpisorona, mbamin' ireo mpisorona rahalahiny, teo anoloan' ny Fonenan' ny Tompo teo amin' ny fitoerana avo tao Gabaona, Quant au prêtre Sadoq et aux prêtres ses frères, il les laissa devant la Demeure de Yahvé, sur le haut lieu de Gabaôn,
...............
1Tt / 1Tan 21.29 For the tabernacle of the Lord, which Moses made in the wilderness, and the altar of the burnt offering, were at that season in the high place at Gibeon. Fa ny tabernakelin' i Jehovah izay nataon' i Mosesy tany an-efitra sy ny alitara fandoroana ny fanatitra dorana kosa dia teo amin' ny fitoerana avo tao Gibeona fahizay; Ilay tabernaklan' ny Tompo nataon' i Moizy tany an' efitra sy ny otelin' ny sorona dorana, dia teo amin' ny fitoerana avo tany Gabaona fahizay. La Demeure de Yahvé que Moïse avait faite dans le désert et l' autel des holocaustes se trouvaient à cette époque sur le haut lieu de Gabaôn,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 1.3 So Solomon, and all the congregation with him, went to the high place that was at Gibeon; for there was the tabernacle of the congregation of God, which Moses the servant of the Lord had made in the wilderness. ka dia niara-niakatra ho any amin' ny fitoerana avo tao Gibeona Solomona sy fiangonana rehetra; fa tao trano-lay fihaonana izay an' Andriamanitra, ilay nataon' i Mosesy, mpanompon' i Jehovah, tany an-efitra. Ka niara-niakatra tamin' ny fiangonana rehetra Salomona ho any amin' ny fitoerana avo any Gabaona. Fa tao ny trano lay fihaonan' Andriamanitra nataon' i Moizy, mpanompon' ny Tompo, tany an' efitra; Puis, avec toute l' assemblée, Salomon se rendit au haut lieu de Gabaôn où se trouvait en effet la Tente du Rendez-vous de Dieu, faite dans le désert par Moïse, serviteur de Yahvé;
...............
2Tt / 2Tan 1.13 Then Solomon came from his journey to the high place that was at Gibeon to Jerusalem, from before the tabernacle of the congregation, and reigned over Israel. Ary tonga tany Jerosalema Solomona avy teo amin' ny fitoerana avo tao Gibeona, dia teo anoloan' ny trano-lay fihaonana; ary nanjaka tamin' ny Isiraely izy. Avy tao amin' ny fitoerana avo tao Gabaona sy tao amin' ny trano lay fihaonana Salomona, dia nody tany Jerosalema, ary nanjaka tamin' Israely. Salomon quitta le haut lieu de Gabaôn pour Jérusalem, loin de la Tente du Rendez-vous; il régna sur Israël.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 3.7 And next unto them repaired Melatiah the Gibeonite, and Jadon the Meronothite, the men of Gibeon, and of Mizpah, unto the throne of the governor on this side the river. Ary manarakaraka ireo dia namboatra koa Melatia Gibeonita sy Jadona Meronotita mbamin' ny mponina tany Gibeona sy Mizpa, hatramin' ny seza fiandrianan' ny governora etý an-dafin' ny ony etý. Meltiasa Gabaonita, Jadòna Meronatita, mbamin' ny mponina ao Gabaona sy Masfà no nanamboatra teo anilany, akaikin' ny fitsaran' ny governoran' ny any an-dafin' ny ony; A leur suite, réparèrent Melatya de Gabaôn et Yadôn de Méronot, ainsi que les gens de Gabaôn et de Miçpa, pour le compte du gouverneur de Transeuphratène.
...............
Neh / Ne 7.25 The children of Gibeon, ninety and five. ny taranak' i Gibeona dia dimy amby sivi-folo. dimy amby sivifolo, ny taranak' i Gabaona; les fils de Gabaôn : 95;

  Book of Isaiah Isaia Izaia Livre d'Isaïe
...............
Isa / Iz 28.21 For the Lord shall rise up as in mount Perazim, he shall be wroth as in the valley of Gibeon, that he may do his work, his strange work; and bring to pass his act, his strange act. Fa Jehovah hitsangana tahaka ny teo amin' ny tendrombohitra Perazima, ho tezitra tahaka ny teo amin' ny lohasahan' i Gibeona Izy, mba hanaovany ny asany tsy ilay fanaony mandrakariva anefa, ary hahavitany ny ataony tsy ilay vitainy mandrakariva anefa. Fa Iaveh hitsangana, toy ny tao an-tendrombohitra Farasima; sy hirimorimon' ny hatezerana, toy ny tao an-dohasahan' i Gabaona, hahavita ny asany, asa tokana aman-tany, hanatanteraka ny lahasany, lahasa hafa noho ny fanaony! Oui, comme au mont de Peraçim, Yahvé se lèvera, comme au val de Gabaôn, il frémira, pour opérer son oeuvre, son oeuvre étrange, pour accomplir sa tâche, sa tâche mystérieuse.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 28.1 And it came to pass the same year, in the beginning of the reign of Zedekiah king of Judah, in the fourth year, and in the fifth month, that Hananiah the son of Azur the prophet, which was of Gibeon, spake unto me in the house of the Lord, in the presence of the priests and of all the people, saying, Ary tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Zedekia, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny volana fahadimy tamin' ny taona fahefatra, no nitenenan' i Hanania, zanak' i Azora, mpaminany avy tany Gibeona, tamiko tao an-tranon' i Jehovah, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra, nanao hoe: Tamin' izany taona izany ihany, dia tamin' ny niandohan' ny nanjakan' i Sedesiasa, mpanjakan' i Jodà, tamin' ny taona fahefatra, volana fahadimy: niteny tamiko teo an-tranon' ny Tompo, teo anatrehan' ny mpisorona sy ny vahoaka rehetra Hananiasa, mpaminany, zanak' i Azora, avy any Gabaona, nanao hoe: Cette même année, au début du règne de Sédécias, roi de Juda, la quatrième année, au cinquième mois, le prophète Hananya, fils de Azzur, originaire de Gabaôn, parla ainsi à Jérémie dans le Temple de Yahvé, en présence des prêtres et de tout le peuple
...............
Jer / Jr 41.12 Then they took all the men, and went to fight with Ishmael the son of Nethaniah, and found him by the great waters that are in Gibeon. dia novoriny ny olona rehetra ka nentiny niady tamin' Isimaela, zanak' i Netania ary hitany teo amoron' ny kamory ao Gibeona izy. dia nitondra ny miaramilany rehetra izy ka niainga hiady amin' Ismaely zanak' i Nataniasa; tratrany tao akaikin' ny kamory lehibe ao Gabaona io. ils rassemblèrent tous leurs hommes et partirent attaquer Yishmaèl, fils de Netanya. Ils l' atteignirent au grand étang de Gabaôn.
...............
Jer / Jr 41.16 Then took Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, all the remnant of the people whom he had recovered from Ishmael the son of Nethaniah, from Mizpah, after that he had slain Gedaliah the son of Ahikam, even mighty men of war, and the women, and the children, and the eunuchs, whom he had brought again from Gibeon: Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy dia nitondra ny olona rehetra izay voavonjiny ho afaka tamin' Isimaela, zanak' i Netania, avy tany Mizpa, taorian' ny namonoany an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, dia ny lehilahy mpiady sy ny zaza amim-behivavy ary ny tandapa, izay nentiny niverina avy tany Gibeona; Noraisin' i Johanana, zanak' i Karea mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra nomba azy, ny vahoaka sisa rehetra izay efa nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa, avy any Masfà, nony avy namono an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama izy, dia ny olona mpiady, ny zaza amam-behivavy, ary ny eonoka, ka nentiny niverina avy any Gabaona izy ireo. Alors Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui l' accompagnaient rassemblèrent tout le reste du peuple que Yishmaèl, fils de Netanya, avait emmené de Miçpa comme prisonniers, après qu' il eut tué Godolias, fils d' Ahiqam hommes gens de guerre , femmes et enfants, ainsi que les eunuques, ramenés par eux de Gabaôn.