Chapitres et versets citant Johanana

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 25.23 And when all the captains of the armies, they and their men, heard that the king of Babylon had made Gedaliah governor, there came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan the son of Careah, and Seraiah the son of Tanhumeth the Netophathite, and Jaazaniah the son of a Maachathite, they and their men. Ary nony ren' ny komandin' ny miaramila rehetra mbamin' ny olom-peheziny avy fa Gedalia no notendren' i Nebokadnezara, mpanjakan' i Babylona, ho mpanapaka, dia nankany amin' i Gedalia tany Mizpa Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa Netofatita, ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Ren' ny lehiben' ny isan-toko-miaramila, dia izy sy ny olom-peheziny avy, fa hoe Godoliasa no voatendrin' ny mpanjakan' i Babilona ho mpanjaka, dia tonga nanatona an' i Godoliasa tany Masfà izy ireo: Ismaela zanak' i Nataniasa; Johanana, zanak' i Karea; Saraiasa zanak' i Tanehometa avy ao Netofà, ary Jezoniasa zanak' ilay Maakatiana, dia ireo sy ny olom-peheziny avy. Tous les officiers des troupes et leurs hommes apprirent que le roi de Babylone avait institué Godolias gouverneur et ils vinrent auprès de lui à Miçpa : Yishmaèl fils de Netanya, Yohanân fils de Qaréah, Seraya fils de Tanhumèt, le Netophatite, Yaazanyahu, le Maakatite, eux et leurs hommes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 3.15 And the sons of Josiah were, the firstborn Johanan, the second Jehoiakim, the third Zedekiah, the fourth Shallum. Ary izao no zanakalahin' i Josia: Johanana, lahimatoa, Joiakima, lahiaivo, Zedekia, fahatelo, Saloma, faralahy. Zanakalahin' i Josiasa: Johanàna no lahimatoa, Joakima no lahiaivo, Sedesiasa no fahatelo, Seloma no fahefatra. Fils de Josias : Yohanân l' aîné, Joiaqim le deuxième, Sédécias le troisième, Shallum le quatrième.
...............
1Tt / 1Tan 3.24 And the sons of Elioenai were, Hodaiah, and Eliashib, and Pelaiah, and Akkub, and Johanan, and Dalaiah, and Anani, seven. Ary ny zanakalahin' i Elioenay dia Hodaia sy Eliasiba sy Pelaia sy Akoba sy Johanana sy Delaia ary Anany; fito izy. Zanakalahin' i Elioenaia: Odoià, Eliasoba, Feleià, Akoba, Johanàna, Dalaià, ary Ananì: fito izy. Fils d'Élyonéaï : Hodaïvahu, Élyashib, Pelaya, Aqqub, Yohanân, Delaya, Anani : sept.
...............
1Tt / 1Tan 5.35 ary Ahimaza niteraka an' i Azaria; ary Azaria niteraka an' i Johanana; Akimaasa niteraka an' i Azariasa, Azariasa niteraka an' i Johanàna, Ahimaaç engendra Azarya. Azarya engendra Yohanân.
1Tt / 1Tan 5.36 ary Johanana niteraka an' i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin' ny trano nataon' i Solomona tany Jerosalema); Johanàna niteraka an' i Azariasa, izay nanao ny fisoronana tao amin' ny trano nataon' i Salomona, tany Jerosalema. Yohanân engendra Azarya. C' est lui qui exerça le sacerdoce dans le Temple qu' avait bâti Salomon à Jérusalem.
...............
1Tt / 1Tan 12.4 And Ismaiah the Gibeonite, a mighty man among the thirty, and over the thirty; and Jeremiah, and Jahaziel, and Johanan, and Josabad the Gederathite, ary Jismaia Gibeonita, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sady mpifehy ny telo-polo lahy, ary Jeremia sy Jahaziela sy Johanana sy Jozababa Gaderatita Samaiasa avy any Gabaona, lehilahy mahery isan' ny telo-polo lahy sy lehiben' ny telopolo lahy; Jeremia; Jeheziela; Johanàna; Jezabada avy any Gederà; Yishmaya de Gabaôn, un preux parmi les Trente et à la tête des Trente;
...............
1Tt / 1Tan 12.12 Johanan the eighth, Elzabad the ninth, Johanana no fahavalo, Elizabada no fahasivy, Eliela no fahafito, Johanàna no fahavalo. Attaï le sixième, Éliel le septième,
...............
1Tt / 1Tan 26.3 Elam the fifth, Jehohanan the sixth, Elioenai the seventh. sy Elama, fahadimy, sy Johanana, fahenina, sy Elihoenay, faralahy. Elama fahadimy; Johanàna fahenina; Elioenaì fahafito. Élam le cinquième, Yehohanân le sixième, Élyhoénaï le septième.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 17.15 And next to him was Jehohanan the captain, and with him two hundred and fourscore thousand. ary nanarakaraka azy dia Johanana komandy, ary ny fehiny dia valo alina amby roa hetsy; teo anilany Johanàna mpifehy sy lehilahy valo alina sy roa hetsy niaraka taminy. à ses ordres, Yehohanân l' officier, avec 280 milliers;
2Tt / 2Tan 23.1 And in the seventh year Jehoiada strengthened himself, and took the captains of hundreds, Azariah the son of Jeroham, and Ishmael the son of Jehohanan, and Azariah the son of Obed, and Maaseiah the son of Adaiah, and Elishaphat the son of Zichri, into covenant with him. Ary tamin' ny taona fahafito Joiada nitombo hery ka nanao fanekena tamin' ny mpifehy zato, dia Azaria, zanak' i Jerohama, sy Isimaela, zanak' i Johanana, sy Azaria, zanak' i Obeda, sy Mahaseia, zanak' i Adaia, ary Elisafata, zanak' 1 Zikry. Tamin' ny taona fahafito, rahefa niha-nahery Joiadà dia nalainy ho mpikambana aminy ny tompon-jato Azariasa zanak' i Jerohama, Ismaela zanak' i Johanàna, Azariasa zanak' i Obeda, Maasiasa zanak' i Adaiasa, ary Elisafata zanak' i Zekrì. La septième année, Yehoyada se décida. Il envoya chercher les officiers de centaines, Azarya fils de Yeroham, Yishmaèl fils de Yehohanân, Azaryahu fils d' Obed, Maaséyahu fils d' Adayahu, Élishaphat fils de Zikri, qui étaient liés à lui par un pacte.
...............
2Tt / 2Tan 28.12 Then certain of the heads of the children of Ephraim, Azariah the son of Johanan, Berechiah the son of Meshillemoth, and Jehizkiah the son of Shallum, and Amasa the son of Hadlai, stood up against them that came from the war, Dia nitsangana ny loholona sasany avy amin' ny taranak' i Efraima, dia Azaria, zanak' i Johanana, sy Berekia, zanak' i Mesilemota, sy Jehizkia, zanak' i Saloma, ary Amasa, zanak' i Hadlay, ka nanohitra izay vao avy tany an-tafika Dia nitsangana ny lehibe sasany amin' ny taranak' i Efraima, Azariasa zanak' i Johanàna, Barakiasa zanak' i Mosolamota, Ezekiasa zanak' i Seloma, ary Amasà zanak' i Adalì, ka nanohitra an' ireo avy any an-tafika, Certains des chefs éphraïmites, Azaryahu fils de Yehohanân, Bérékyahu fils de Meshillemot, Yehizqiyyahu fils de Shallum, Amasa fils de Hadlaï, s'élevèrent alors contre ceux qui revenaient de l' expédition.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
...............
Ezr / Esd 8.12 And of the sons of Azgad; Johanan the son of Hakkatan, and with him an hundred and ten males. Johanana, zanak' i Hakatana, avy tamin' ny taranak' i Azgada, mbamin' ny namany folo amby zato lahy; tamin' ny taranak' i Azgada, Johanàna zanak' i Eksetana mbamin' ireo folo amby zato lahy niaraka taminy; des fils de Azgad : Yohanân, fils de Haqqatân, et avec lui 110 mâles;
...............
Ezr / Esd 10.6 Then Ezra rose up from before the house of God, and went into the chamber of Johanan the son of Eliashib: and when he came thither, he did eat no bread, nor drink water: for he mourned because of the transgression of them that had been carried away. Dia nitsangana niala teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra Ezra ka nankany amin' ny efi-trano nitoeran' i Johanana, zanak' i Eliasiba; ary nony tafiditra tao izy, dia tsy mba nihinan-kanina na nisotro rano, fa nalahelo izy noho ny fahadisoan' ny olona izay efa niverina avy tamin' ny fahababoana. Rahefa izany, niala teo anoloan' ny tranon' Andriamanitra Esdrasa dia nankao amin' ny efi-tranon' i Johanana, zanak' i Eliasiba; nony tafiditra tao izy, dia tsy nihinan-kanina na nisotro fa nisaona noho ny fahotan' ny zanaky ny fahababoana. Esdras quitta le devant du Temple de Dieu et se rendit à la salle de Yohanân, fils d' Elyashib, où il passa la nuit sans manger de pain ni boire d' eau, car il était dans le deuil à cause de l' infidélité des exilés.
...............
Ezr / Esd 10.28 Of the sons also of Bebai; Jehohanan, Hananiah, Zabbai, and Athlai. ary ny avy tamin' ny taranak' i Bebay dia Johanana sy Hanania sy Zabay sy Atlay; tamin' ny taranak' i Bebaì: Johanàna, Anania, Zabaì, Atalaì; des fils de Bébaï : Yohanân, Hananya Zabbaï, Atlaï;

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 6.18 For there were many in Judah sworn unto him, because he was the son in law of Shechaniah the son of Arah; and his son Johanan had taken the daughter of Meshullam the son of Berechiah. Fa nisy maro tany Joda efa nianiana niray tetika taminy, satria vinanton' i Sekania, zanak' i Ara, izy; ary Johanana zananilahy efa nanambady ny zanakavavin' i Mesolama, zanak' i Berekia. satria maro tamin' ny lehiben' i Jodà no efa tafaray taminy tamin' ny fianianana, noho izy vinanton' i Sekeniasa, zanak' i Areà, sy noho Johanàna zanany lahy nanambady ny zanakavavin' i Mosolama, zanak' i Barakia. car il avait en Juda beaucoup d' alliés, étant le gendre de Shekanya, fils d' Ara, et son fils Yohanân ayant pris pour femme la fille de Meshullam, fils de Bérékya.
...............
Neh / Ne 12.13 Of Ezra, Meshullam; of Amariah, Jehohanan; ny avy tamin' i Ezra dia Mesolama; ny avy tamin' i Amaria dia Johanana; Mosolama avy amin' i Esdrasa; Johanàna avy amin' i Amariasa; famille d' Esdras : Meshullam; famille d' Amarya : Yehohanân;
...............
Neh / Ne 12.22 The Levites in the days of Eliashib, Joiada, and Johanan, and Jaddua, were recorded chief of the fathers: also the priests, to the reign of Darius the Persian. Tamin' ny andron' i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan' ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin' ny nanjakan' i Dariosy Persiana. Tamin' ny andron' i Eliasiba, Joiadà, Johanàna, ary Jedoà, dia voasoratra avokoa ny levita loham-pianakaviana sy ny mpisorona, tamin' ny nanjakan' i Dariosa ilay Persa. Au temps d' Elyashib, de Yoyada, de Yohanân et de Yaddua, les chefs des familles des prêtres furent enregistrés sur le livre des Chroniques jusqu' au règne de Darius le Perse.
Neh / Ne 12.23 The sons of Levi, the chief of the fathers, were written in the book of the chronicles, even until the days of Johanan the son of Eliashib. Ny taranak' i Levy, lohan' ny fianakaviana, dia voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantara hatramin' ny andron' i Johanana, zanak' i Eliasiba. Voasoratra ao amin' ny boky tantara, ny taranak' i Levì, loham-pianakaviana, hatramin' ny andron' i Johanàna, zanak' i Eliasiba. Les fils de Lévi. Les chefs des familles furent enregistrés sur le livre des Chroniques, mais seulement jusqu' au temps de Yohanân, petit-fils d' Elyashib.
...............
Neh / Ne 12.42 And Maaseiah, and Shemaiah, and Eleazar, and Uzzi, and Jehohanan, and Malchijah, and Elam, and Ezer. And the singers sang loud, with Jezrahiah their overseer. ary Mahaseia sy Semaia sy Eleazara sy Ozy sy Johanana sy Malkia sy Elama ary Ezera. Ary nihira mafy ny mpihira sy Jizrahia, mpifehy azy. Sorona maro no naterin' izy ireo, tamin' izay andro izay, ary fifaliana no nimasoany fa antom-pifaliana lehibe no nomen' Andriamanitra azy ireo. Nifaly mbamin' ny zaza amam-behivavy, ka re lavitra ny hobin-kafaliana tao Jerosalema. plus Maaséya, Shemaya, Eléazar, Uzzi, Yehohanân, Malkiyya, Elam et Ezer. Les chantres se firent entendre sous la direction de Yizrahya.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 40.8 Then they came to Gedaliah to Mizpah, even Ishmael the son of Nethaniah, and Johanan and Jonathan the sons of Kareah, and Seraiah the son of Tanhumeth, and the sons of Ephai the Netophathite, and Jezaniah the son of a Maachathite, they and their men. dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa izy, dia Isimaela, zanak' i Netania, sy Johanana sy Jonatana, zanak' i Karea, sy Seraia, zanak' i Tanometa, sy ny zanak' i Efay Netofatita ary Jazania, zanak' ilay Makatita, dia izy ireny sy ny olom-peheziny avy. dia nanatona an' i Godoliasa, tany Masfà izy ireo, izany hoe, Ismaely, zanak' i Nataniasa, Johanana sy Honatana, zanak' i Karea, Seraiasa, zanak' i Tanehometa ireo zanak' i Efoì, sy Netofà, ary Jezoniasa, zanak' ilay Moahatiana, dia ireo mbamin' ny olom-peheziny avy. Ils vinrent auprès de Godolias à Miçpa : Yishmaèl, fils de Netanyahu, Yohanân et Yonatân, fils de Qaréah, Seraya, fils de Tanhumèt, les fils de Ephaï le Netophatite, Yizanyahu, fils du Maakatite, eux et leurs hommes.
...............
Jer / Jr 40.13 Moreover Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were in the fields, came to Gedaliah to Mizpah, Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tany an-tsaha dia tonga tany amin' i Gedalia tany Mizpa Fa Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila tany ambanivohitra rehetra kosa, tonga tany amin' i Godoliasa tany Masfà, Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers de l' armée qui étaient dans la campagne vinrent trouver Godolias à Miçpa
...............
Jer / Jr 40.15 Then Johanan the son of Kareah spake to Gedaliah in Mizpah secretly saying, Let me go, I pray thee, and I will slay Ishmael the son of Nethaniah, and no man shall know it: wherefore should he slay thee, that all the Jews which are gathered unto thee should be scattered, and the remnant in Judah perish? Ary Johanana, zanak' i Karea, nilaza mangingina tamin' i Gedalia tao Mizpa nanao hoe: masìna ianao, aoka aho handeha hamono an' Isimaela, zanak' i Netania, fa tsy hisy olona hahalala izany tsy akory; fa nahoana no havela hamono anao izy ka hampiely ny Jiosy rehetra izay tafangona eto aminao ary hahalany ringana ny sisa amin' ny Joda? Tsy nino azy anefa Godoliasa zanak' i Ahikama. Ary niteny mangingina tamin' i Godoliasa tany Masfà Johanana, zanak' i Karea nanao hoe: Aoka ary aho handeha hamono an' Ismaely zanak' i Nataniasa, hatao tsy fantatr' olona velively. Fa nahoana no lany ringana ny sisan' i Jodà? Yohanân, fils de Qaréah, dit même en secret à Godolias, à Miçpa : "J' irai tuer Yishmaèl, fils de Netanya, sans que personne le sache. Pourquoi attenterait-il à ta vie, et pourquoi tous les Judéens rassemblés autour de toi seraient-ils dispersés? Pourquoi le reste de Juda périrait-il?"
Jer / Jr 40.16 But Gedaliah the son of Ahikam said unto Johanan the son of Kareah, Thou shalt not do this thing: for thou speakest falsely of Ishmael. Fa hoy Gedalia, zanak' i Ahikama, tamin' i Johanana, zanak' i Karea: Aza manao izany ianao, fa miampanga lainga foana an' Isimaela ianao. Fa izao no nolazain' i Godoliasa, zanak' i Ahikama, tamin' i Johanana, zanak' i Karea: Aza manao izany, fa tsy marina akory izay lazainao momba an' Ismaely. Mais Godolias, fils d' Ahiqam, répondit à Yohanân, fils de Qaréah : "Ne fais pas cela, car ce que tu dis sur Yishmaèl est faux!"
...............
Jer / Jr 41.11 But when Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, heard of all the evil that Ishmael the son of Nethaniah had done, Fa nony ren' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy ny ratsy rehetra nataon' Isimaela, zanak' i Netania, Nony ren' i Johanana zanak' i Karea mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy ny ratsy rehetra nataon' Ismaely zanak' i Nataniasa, Quand Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui se trouvaient avec lui apprirent tous les crimes de Yishmaèl, fils de Netanya,
...............
Jer / Jr 41.13 Now it came to pass, that when all the people which were with Ishmael saw Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, then they were glad. Ary ny olona rehetra izay tao amin' Isimaela, nony nahita an' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy, dia faly. Faly ireo vahoaka rehetra teo amin' Ismaely, nony nahita an' i Johanana zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra niaraka taminy, A la vue de Yohanân, fils de Qaréah, et de tous les officiers qui l' accompagnaient, tout le peuple autour de Yishmaèl éclata de joie.
Jer / Jr 41.14 So all the people that Ishmael had carried away captive from Mizpah cast about and returned, and went unto Johanan the son of Kareah. Ary ny olona rehetra izay nentin' Isimaela ho babo avy tany Mizpa dia nitodika ka niverina nanatona an' i Johanana, zanak' i Karea. ka niverina nandeha nikambana tamin' i Johanana, zanak' i Karea, avokoa ny vahoaka rehetra nentin' Ismaely ho babo avy any Masfà. Tous ces gens que Yishmaèl avait emmenés de Miçpa firent volte-face, ils se retournèrent et s' en allèrent auprès de Yohanân, fils de Qaréah.
Jer / Jr 41.15 But Ishmael the son of Nethaniah escaped from Johanan with eight men, and went to the Ammonites. Fa Isimaela, zanak' i Netania, sy ny olona valo lahy kosa dia afaka nandositra an' i Johanana ka lasa nankany amin' ny taranak' i Amona. Fa Ismaely zanak' i Nataniasa no afa-nandositra teo anatrehan' i Johanana ka nankany amin' ny taranak' i Ammona, nomban' ny olona valo lahy. Quant à Yishmaèl, fils de Netanya, il échappa à Yohanân, avec huit hommes, et s' en fut chez les Ammonites.
Jer / Jr 41.16 Then took Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces that were with him, all the remnant of the people whom he had recovered from Ishmael the son of Nethaniah, from Mizpah, after that he had slain Gedaliah the son of Ahikam, even mighty men of war, and the women, and the children, and the eunuchs, whom he had brought again from Gibeon: Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay tao aminy dia nitondra ny olona rehetra izay voavonjiny ho afaka tamin' Isimaela, zanak' i Netania, avy tany Mizpa, taorian' ny namonoany an' i Gedalia, zanak' i Ahikama, dia ny lehilahy mpiady sy ny zaza amim-behivavy ary ny tandapa, izay nentiny niverina avy tany Gibeona; Noraisin' i Johanana, zanak' i Karea mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra nomba azy, ny vahoaka sisa rehetra izay efa nentin' Ismaely zanak' i Nataniasa, avy any Masfà, nony avy namono an' i Godoliasa, zanak' i Ahikama izy, dia ny olona mpiady, ny zaza amam-behivavy, ary ny eonoka, ka nentiny niverina avy any Gabaona izy ireo. Alors Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui l' accompagnaient rassemblèrent tout le reste du peuple que Yishmaèl, fils de Netanya, avait emmené de Miçpa comme prisonniers, après qu' il eut tué Godolias, fils d' Ahiqam hommes gens de guerre , femmes et enfants, ainsi que les eunuques, ramenés par eux de Gabaôn.
Jer / Jr 42.1 Then all the captains of the forces, and Johanan the son of Kareah, and Jezaniah the son of Hoshaiah, and all the people from the least even unto the greatest, came near, Ary ny mpifehy ny miaramila rehetra sy Johanana, zanak' i Karea, sy Jazania, zanak' i Hosaia, mbamin' ny vahoaka rehetra, na kely na lehibe, dia nanatona Tamin' izay, nanatona an' i Jeremia avokoa ny mpifehy miaramila rehetra mbamin' i Johanana, zanak' i Kare, Jezoniasa, zanak' i Osaiasa, ary ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Alors tous les officiers, notamment Yohanân, fils de Qaréah, et Azarya, fils de Hoshaya, ainsi que tout le peuple, petits et grands, vinrent
...............
Jer / Jr 42.8 Then called he Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces which were with him, and all the people from the least even to the greatest, Ary izy niantso an' i Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra izay teo aminy mbamin' ny olona rehetra, na kely na lehibe, ka nantsoiny Johanana zanak' i Karea, mbamin' ny mpifehy miaramila rehetra teo aminy, sy ny vahoaka rehetra na kely na lehibe, Alors il convoqua Yohanân, fils de Qaréah, et tous les officiers qui étaient auprès de lui, ainsi que tout le peuple, petits et grands.
...............
Jer / Jr 43.2 Then spake Azariah the son of Hoshaiah, and Johanan the son of Kareah, and all the proud men, saying unto Jeremiah, Thou speakest falsely: the Lord our God hath not sent thee to say, Go not into Egypt to sojourn there: dia niteny Azaria, zanak' i Hosaia, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ny olona mpirehareha rehetra ka niteny tamin' i Jeremia hoe: Mandainga ianao; fa tsy naniraka anao Jehovah Andriamanitsika hilaza hoe: Aza mandeha hivahiny any Egypta; dia niteny Azariasa zanak' i Osaiasa, sy Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ireo lehilahy mpiavonavona rehetra, ka nanao tamin' i Jeremia hoe: Milaza lainga hianao; Iaveh Andriamanitsika tsy naniraka anao hilaza aminay hoe: Aza miditra any Ejipta mba hitoetra ao. Azarya, fils de Hoshaya, Yohanân, fils de Qaréah, et tous ces hommes insolents répondirent à Jérémie : "C' est un mensonge que tu débites. Yahvé notre Dieu ne t' a pas chargé de dire N' allez pas en Egypte pour y séjourner.
...............
Jer / Jr 43.4 So Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, and all the people, obeyed not the voice of the Lord, to dwell in the land of Judah. Ary Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra ary ny vahoaka rehetra dia tsy nihaino ny feon' i Jehovah ny amin' ny honenany ao amin' ny tanin' ny Joda. Ka dia tsy nihaino ny feon' ny Tompo nandidy azy hitoetra amin' ny tanin' i Jodà, Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy miaramila rehetra mbamin' ny vahoaka rehetra. Aussi, ni Yohanân, fils de Qaréah, ni aucun des officiers, ni personne du peuple n' obéit à la voix de Yahvé en demeurant au pays de Juda.
Jer / Jr 43.5 But Johanan the son of Kareah, and all the captains of the forces, took all the remnant of Judah, that were returned from all nations, whither they had been driven, to dwell in the land of Judah; Fa Johanana, zanak' i Karea, sy ny mpifehy ny miaramila rehetra dia nitondra ny sisa rehetra tamin' ny Joda, izay niverina avy tany amin' ny firenena rehetra nandroahana azy honina ao amin' ny tanin' ny Joda, Fa nentin' i Johanana, zanak' i Karea, mbamin' ireo mpifehy miaramila rehetra ihany ny sisan' i Jodà rehetra, ireo izay efa niverina avy any amin' ny firenena rehetra nielezany, honina eo amin' ny tanin' i Jodà, Yohanân, fils de Qaréah, et tous les chefs de l' armée emmenèrent tout le reste de Juda, ceux qui étaient revenus de chez tous les peuples où ils étaient dispersés, pour habiter au pays de Juda,