Chapitres et versets citant Amonita

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 1.20 And I said unto you, Ye are come unto the mountain of the Amorites, which the Lord our God doth give unto us. Dia hoy izaho taminareo: Hianareo efa tonga eto amin' ny tany havoan' ny Amonita, izay omen' i Jehovah Andriamanitsika ho antsika; Dia hoy aho taminareo: Tonga amin' ny tendrombohitry ny Amoreana izay omen' ny Tompo Andriamanitsika ho antsika hianareo. Je vous dis alors : " Vous voici arrivés à cette montagne des Amorites que Yahvé notre Dieu nous a donnée.
...............
Deo / Dt 2.20 (That also was accounted a land of giants: giants dwelt therein in old time; and the Ammonites call them Zamzummims; Izany koa no natao ho tanin' ny Refaita; fa ny Refaita no nitoetra tao tany aloha ka nataon' ny Amonita hoe Zamzomita. Natao ho tanin' ny Refaïma koa izany tany izany, fa fahiny dia nonina tao ny Refaïma izay nantsoin' ny Amonita hoe Zomzomima, On le considérait aussi comme un pays de Rephaïm : des Rephaïm y habitaient auparavant, les Ammonites les appellent Zamzummim,
Deo / Dt 2.21 A people great, and many, and tall, as the Anakims; but the Lord destroyed them before them; and they succeeded them, and dwelt in their stead: Firenena lehibe sy maro isa ary olona lava tahaka ny Anakita ireny, nefa naringan' i Jehovah tsy ho eo anoloany izy, ka ny Amonita no nonina nisolo azy, vahoaka lehibe, maro isa sy lava toy ny Enakima. Naringan' ny Tompo ireny teo anoloan' ny Amonita izay nandriaka azy sy nonina nisolo azy; peuple grand, nombreux et de haute stature comme les Anaqim. Yahvé les extermina devant les Ammonites qui les dépossédèrent et s'établirent à leur place,
...............
Deo / Dt 23.4 Because they met you not with bread and with water in the way, when ye came forth out of Egypt; and because they hired against thee Balaam the son of Beor of Pethor of Mesopotamia, to curse thee. Ny Amonita sy ny Moabita tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' i Jehovah: na dia hatramin' ny taranany fahafolo mandimby aza dia tsy hahazo miditra amin' ny fiangonan' i Jehovah hatramin' ny mandrakizay ireny, Ny Amonita sy ny Moabita dia tsy hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo, na dia hatramin' ny taranany fahafolo aza, dia tsy hiditra amin' ny fiangonan' ny Tompo na oviana na oviana; satria tsy tonga nitsena hanina sy rano anareo izy teny an-dàlana, fony hianareo nivoaka avy tany Ejipta: sady nampaka sy nanamby vola an' i Balaama, zanak' i Beora avy any Petora, any Mesopotamia, hanozona anao. L' Ammonite et le Moabite ne seront pas admis à l' assemblée de Yahvé ; même leurs descendants à la dixième génération ne seront pas admis à l' assemblée de Yahvé, et cela pour toujours ;

  1st Samuel 1 Samoela Samoela I 1er Livre de Samuel
1Sm / 1Sam 11.1 Then Nahash the Ammonite came up, and encamped against Jabeshgilead: and all the men of Jabesh said unto Nahash, Make a covenant with us, and we will serve thee. Ary Nahasy Amonita niakatra ka nitoby tandrifin' i Jabesi-gileada; dia hoy ny mponina rehetra tao Jabesy tamin' i Nahasy: Manaova fanekena aminay, dia hanompo anao izahay. Ary Naasy Amonita niakatra dia nitoby teo anoloan' i Jabesy any Galaada. Ka hoy ny mponina rehetra tany Jabesy tamin' i Naasy: Manaova fanekem-pihavanana aminay, dia hanompo anao izahay. Nahash l' Ammonite vint dresser son camp contre Yabesh de Galaad. Tous les gens de Yabesh dirent à Nahash : " Fais un traité avec nous et nous te servirons. "
1Sm / 1Sam 11.2 And Nahash the Ammonite answered them, On this condition will I make a covenant with you, that I may thrust out all your right eyes, and lay it for a reproach upon all Israel. Fa hoy Nahasy Amonita: Izao no hanaovako fanekena aminareo: hopotsirina ny masonareo ankavanana rehetra, ka hataoko fandatsana ny Isiraely rehetra izany. Fa izao no navalin' i Naasy Amonita azy ireo: Hifampiraharaha aminareo aho, raha manaiky hianareo ny hamotsirako tsirairay ny masonareo rehetra ankavanana, mba hanalako baraka an' Israely rehetra. Mais Nahash l' Ammonite leur répondit : " Voici à quel prix je traiterai avec vous; je vous crèverai à tous l' oeil droit, j' en ferai un défi à tout Israël. "
...............
1Sm / 1Sam 11.10 Therefore the men of Jabesh said, To morrow we will come out unto you, and ye shall do with us all that seemeth good unto you. Ary hoy ny mponina tao Jabesy: Rahampitso no hivoahanay ho eny aminareo, dia hataonareo aminay izay rehetra sitrakareo. Ary hoy ny olona tany Jabesy tamin' ny Amonita: Rahampitso hitolo-tena hanaiky anareo izahay dia hataonareo aminay izay tianareo. Ceux-ci dirent à Nahash : " Demain, nous sortirons vers vous et vous nous ferez tout ce qu' il vous plaira. "
1Sm / 1Sam 11.11 And it was so on the morrow, that Saul put the people in three companies; and they came into the midst of the host in the morning watch, and slew the Ammonites until the heat of the day: and it came to pass, that they which remained were scattered, so that two of them were not left together. Ary nony maraina, dia nozarain' i Saoly ho telo toko ny olona, ka tonga teo amin' ny toby tamin' ny fiambenana maraina izy ary namely ny Amonita mandra-pahafampanan' ny andro; koa izay sisa dia niely patrana, ka tsy nisy olona tafaraka na dia hatramin' ny roa aza. Nony ampitso, nozarain' i Saola ho telo toko ny vahoaka dia nankany an-tobin' ny Amonita, tamin' ny fiambenana maraina izy ireo, ka namely azy ireo mandra-pahafanàn' ny andro. Nieli-patrana izay afa-nitsoaka ka tsy nisy tafaraka na roa monja aza. Le lendemain, Saül disposa l' armée en trois corps, qui envahirent le camp à la veille du matin, et ils battirent les Ammonites jusqu' au plus chaud du jour. Les survivants se dispersèrent, il n' en resta pas deux ensemble.
...............
1Sm / 1Sam 12.12 And when ye saw that Nahash the king of the children of Ammon came against you, ye said unto me, Nay; but a king shall reign over us: when the Lord your God was your king. Kanjo nony hitanareo fa avy hiady taminareo Nahasy, mpanjakan' ny Amonita, dia hoy ianareo tamiko: Tsia, fa aoka hisy mpanjaka hanjaka aminay; kanefa Jehovah Andriamanitrareo no mpanjakanareo. Ary nony nahita an' i Naasy mpanjakan' ny taranak' i Amona tamy hiady aminareo anefa hianareo, dia nanao tamiko hoe: Tsia, fa aoka hisy mpanjaka hanjaka aminay! Kanefa Iaveh no mpanjakanareo fahizay. " Cependant, lorsque vous avez vu Nahash, le roi des Ammonites, marcher contre vous, vous m' avez dit : "Non! Il faut qu' un roi règne sur nous. " Pourtant, Yahvé votre Dieu, c' est lui votre roi!

  2nd Samuel 2 Samoela Samoela II 2ème Livre de Samuel
...............
2Sm / 2Sam 23.37 Zelek the Ammonite, Nahari the Beerothite, armourbearer to Joab the son of Zeruiah, Zaleka Amonita, Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian' i Joaba, zanak' i Zeroia, Seleka, Amonita, Nahanaia avy any Berota, mpitondra fiadian' i Joaba zanak' i Sarvià; Çéleq, l' Ammonite. Nahraï, de Béérot, écuyer de Joab fils de Çeruya.

  1st Book of Kings 1 Mpanjaka Mpanjaka I 1er Livre des Rois
1Mp 11.1 But king Solomon loved many strange women, together with the daughter of Pharaoh, women of the Moabites, Ammonites, Edomites, Zidonians, and Hittites: Fa Solomona mpanjaka tia vehivavy maro hafa firenena, fa tsy ilay zanakavavin' i Farao ihany, dia vehivavy Moabita sy Amonita sy Edomita sy Sidoniana ary Hetita, Afatsy ny zanakavavin' i Faraona, maro koa no vehivavy hafa firenena tian' i Salomona, dia ny Moabita, ny Amonita, ny Edomita, ny Sidoniana, ny Heteana, Le roi Salomon aima beaucoup de femmes étrangères - outre la fille de Pharaon - : des Moabites, des Ammonites, des Édomites, des Sidoniennes, des Hittites,
...............
1Mp 11.5 For Solomon went after Ashtoreth the goddess of the Zidonians, and after Milcom the abomination of the Ammonites. Fa Solomona nanaraka an' i Astarta, andriamani-bavin' ny Sidoniana, sy Milkoma, fahavetavetan' ny Amonita. fa nanaraka an' i Astarte andriamani-bavin' ny Sidoniana Salomona, sy an' i Melkoma, fahavetavetan' ny Amonita. Salomon suivit Astarté, la divinité des Sidoniens, et Milkom, l' abomination des Ammonites.
...............
1Mp 14.21 And Rehoboam the son of Solomon reigned in Judah. Rehoboam was forty and one years old when he began to reign, and he reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the Lord did choose out of all the tribes of Israel, to put his name there. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. Ary Rehoboama, zanak' i Solomona, no nanjaka tamin' ny Joda. Efa iraika amby efa-polo taona Rehoboama, fony izy vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, tanàna nofidin' i Jehovah tamin' ny firenen' Isiraely rehetra hametrahany ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Roboama zanak' i Salomona nanjaka tamin' i Jodà. Efa iraika amby efapolo taona izy vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tao Jerosalema, tanàna nofidin' ny Tompo tamin' ny fokon' Israely rehetra, hametrahana ny anarany; Naama Amonita no anaran-dreniny. Roboam fils de Salomon devint roi sur Juda ; il avait quarante et un ans à son avènement et régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que, dans toutes les tribus d' Israël, Yahvé avait choisie pour y placer son Nom. Sa mère s' appelait Naama, l' Ammonite.
...............
1Mp 14.31 And Rehoboam slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. And Abijam his son reigned in his stead. Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin' ny razany, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-Tanànan' i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy. Ary nodimandry any amin' ny razany Roboama, ka nalevina tao akaikin' ny razany tao an-tanànan' i Davida. Ny anaran-dreniny dia Naamà Amonita, ary Abiama zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Roboam se coucha avec ses pères et on l' enterra dans la Cité de David. Son fils Abiyyam régna à sa place.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 24.2 And the Lord sent against him bands of the Chaldees, and bands of the Syrians, and bands of the Moabites, and bands of the children of Ammon, and sent them against Judah to destroy it, according to the word of the Lord, which he spake by his servants the prophets. Ary Jehovah nampandeha ny miaramilan' ny Kaldeana sy ny miaramilan' ny Syriana sy ny miaramilan' i Moaba ary ny miaramilan' ny taranak' i Amona hiady aminy: dia nampandehaniny hiady amin' ny Joda ireo mba handrava azy araka ny tenin' i Jehovah, izay nampilazainy ny mpaminany mpanompony. Nalefan' ny Tompo hamely an' i Joakima ny antoko-miaramila Kaldeana, ny antoko-miaramila Siriana, ny antoko-miaramila Moabita, ary ny antoko-miaramila Amonita, ka ny nandefasany an' ireo hamely an' i Jodà, dia ny mba handravany azy, araka ny tenin' ny Tompo izay notononiny tamin' ny alalan' ny mpaminany mpanompony. Celui-ci envoya sur lui les bandes des Chaldéens, celles des Araméens, celles des Moabites, celles des Ammonites, il les envoya sur Juda pour le détruire, conformément à la parole que Yahvé avait prononcée par le ministère de ses serviteurs les prophètes.

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 11.39 Zelek the Ammonite, Naharai the Berothite, the armourbearer of Joab the son of Zeruiah, sy Zaleta Amonita sy Naharay Berotita, mpitondra ny fiadian' i Joaba, zanak' i Zeroia, Seleka, Ammonita; Naaraì, avy any Berota, mpitondra fiadian' i Joaba zanak' i Sarvià; Çéleq l' Ammonite, Nahraï de Béérot, écuyer de Joab fils de Çeruya,
...............
1Tt / 1Tan 19.2 And David said, I will shew kindness unto Hanun the son of Nahash, because his father shewed kindness to me. And David sent messengers to comfort him concerning his father. So the servants of David came into the land of the children of Ammon to Hanun, to comfort him. Ary hoy Davida: Hanisy soa an' i Hanona, zanak' i Nahasy, aho, fa soa no nataon' ny rainy tamiko. Ary Davida naniraka olona hitsapa alahelo azy noho ny amin-drainy. Ary tonga tany amin' i Hanona tany amin' ny tanin' ny Amonita ny mpanompon' i Davida hitsapa alahelo azy. Ka hoy Davida: Hampiseho fankasitrahana amin' i Hanòna, zanak' i Naasa aho, fa nampiseho fankasitrahana tamiko rainy. Dia nandefa iraka hanony azy noho ny amin-drainy izy. Nony tonga tany amin' i Hanona tany amin' ny tanin' ny taranak' i Amona, ireto mpanompon' i Davida hanony alahelo azy, David se dit : " J' agirai avec bonté envers Hanûn, fils de Nahash, parce que son père a agi avec bonté envers moi. " Et David envoya des messagers lui présenter des condoléances au sujet de son père. Mais lorsque les serviteurs de David arrivèrent au pays des Ammonites, auprès de Hanûn, à l' occasion de ces condoléances,

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 12.13 So king Rehoboam strengthened himself in Jerusalem, and reigned: for Rehoboam was one and forty years old when he began to reign, and he reigned seventeen years in Jerusalem, the city which the Lord had chosen out of all the tribes of Israel, to put his name there. And his mother' s name was Naamah an Ammonitess. Ary Rehoboama mpanjaka dia nitombo hery tany Jerosalema, ka dia nanjaka; iraika amby efa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema, ilay tanana nofidin' i Jehovah tamin' ny firenen' Isiraely rehetra hampitoerany ny anarany. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary nitombo hery tao Jerosalema Roboama mpanjaka, ka dia nanjaka. Iraika amby efapolo taona izy, fony vao nanjaka, ary fito ambin' ny folo taona no nanjakany, tao Jerosalema, ilay tanàna nofidin' ny Tompo tamin' ny fokon' Israely rehetra, hametrahana ny anarany. Naamà, Amonita, no anaran-dreniny. le roi Roboam put s' affermir dans Jérusalem et régner. Il avait en effet quarante et un ans à son avènement et il régna dix-sept ans à Jérusalem, la ville que Yahvé avait choisie entre toutes les tribus d' Israël pour y placer son Nom. Sa mère s' appelait Naama, l' Ammonite.
2Tt / 2Tan 20.1 It came to pass after this also, that the children of Moab, and the children of Ammon, and with them other beside the Ammonites, came against Jehoshaphat to battle. Ary nony afaka izany, dia avy hiady tamin' i Josafata ny taranak' i Moaba sy ny taranak' i Amona mbamin' ny any ankoatry ny Amonita. Tatý aorian' izany, dia tamy ny taranak' i Moaba sy ny taranak' i Amòna, ary nisy Amonita niaraka taminy, hamely an' i Josafata dia hiady aminy. Après cela les Moabites et les Ammonites, accompagnés de Méûnites, s' en vinrent combattre Josaphat.
...............
2Tt / 2Tan 24.26 And these are they that conspired against him; Zabad the son of Shimeath an Ammonitess, and Jehozabad the son of Shimrith a Moabitess. Ary izao no niodina taminy: Zabada, zanak' i Simata Amonita, sy Jozabada, zanak' i Simrita Moabita. Ireto no nanao teti-be hamely azy: Zabada, zanak' i Semaata vehivavy Amonita, sy Jozabada, zanak' i Samarita vehivavy Moabita. Voici les conjurés : Zabad fils de Shiméat l' Ammonite, Yehozabad fils de Shimrit la Moabite.
...............
2Tt / 2Tan 26.8 And the Ammonites gave gifts to Uzziah: and his name spread abroad even to the entering in of Egypt; for he strengthened himself exceedingly. Ary ny Amonita nandoa hetra ho an' i Ozia; dia niely ny lazany hatrany akaikin' i Egypta, fa tonga mahery indrindra izy. Nitondra fanatitra ho an' i Oziasa ny Amonita, ary niely hatrany akaikin' i Ejipta ny lazany, fa tonga nahery indrindra izy. Les Ammonites payèrent tribut à Ozias. Sa renommée s'étendit jusqu' au seuil de l'Égypte, car il était devenu extrêmement puissant.

  Book of Ezra Ezra Esdrasa Livre d'Esdras
Ezr / Esd 9.1 Now when these things were done, the princes came to me, saying, The people of Israel, and the priests, and the Levites, have not separated themselves from the people of the lands, doing according to their abominations, even of the Canaanites, the Hittites, the Perizzites, the Jebusites, the Ammonites, the Moabites, the Egyptians, and the Amorites. Ary rehefa vita izany rehetra izany, dia nanatona ahy ny mpanapaka ka nanao hoe: Ny Isiraely sy ny mpisorona ary ny Levita dia tsy mbola miavaka amin' ny olona tompon-tany, fa manao araka ny fahavetavetan' ny Kananita sy ny Hetita sy ny Perizita sy ny Jebosita sy ny Amonita sy ny Moabita sy ny Egyptiana ary ny Amorita ihany izy. Nony vita izany rehetra izany, nanatona ahy ny lehibe, ka nanao hoe: Tsy tafasaraka tamin' ny vahoakan' ireto tany ireto ny vahoaka Israely mbamin' ny mpisorona sy ny levita fa manaraka ny fahavetavetany, ny an' ny Kananeana, ny Heteana, ny Ferezeana, ny Jeboseana, ny Amonita, ny Moabita, ny Ejipsiana, ary ny Amoreana; Cela réglé, les chefs m' abordèrent en disant : "Le peuple d' Israël, les prêtres et les lévites n' ont point rompu avec les peuples des pays plongés dans leurs abominations Cananéens, Hittites, Perizzites, Jébuséens, Ammonites, Moabites, Egyptiens et Amorites!

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 2.10 When Sanballat the Horonite, and Tobiah the servant, the Ammonite, heard of it, it grieved them exceedingly that there was come a man to seek the welfare of the children of Israel. Raha nahare izany Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo, dia sosotra loatra izy, satria nisy lehilahy tonga hitady izay hahasoa ny Zanak' Isiraely. Nony fantatr' i Sanabalata Horonita, sy Tobia ilay mpanompo Amonita izany, dia ratsy mihitsy ny heviny amin' ny hoe, nisy lehilahy tonga hikarakara izay hahasoa ny zanak' Israely. Quand Sânballat, le Horonite, et Tobiyya, le fonctionnaire ammonite, furent informés, ils se montrèrent fort contrariés qu' un homme fût venu travailler au bien des Israélites.
...............
Neh / Ne 2.19 But when Sanballat the Horonite, and Tobiah the servant, the Ammonite, and Geshem the Arabian, heard it, they laughed us to scorn, and despised us, and said, What is this thing that ye do? will ye rebel against the king? Fa nony ren' i Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo ary Gasema Arabo izany, dia nanaraby sy nanevateva anay izy nanao hoe: Inona izao zavatra ataonareo izao? Hikomy amin' ny mpanjaka angaha ianareo? Nony nandre izany, Sanabalata Horonita, sy Tobia ilay mpanompo Amonita, ary Gosena Arabo, dia nanaraby sy naneso anay, nanao hoe: Inona izato ataonareo ao? Hikomy amin' ny mpanjaka angaha hianareo? A ces nouvelles, Sânballat, le Horonite, Tobiyya, le fonctionnaire ammonite, et Géshem, l' Arabe, se moquèrent de nous et nous regardèrent avec mépris en disant : "Que faites-vous là? Allez-vous vous révolter contre le roi?"
...............
Neh / Ne 3.32 And between the going up of the corner unto the sheep gate repaired the goldsmiths and the merchants. Ary ny teo anelanelan' ny trano ambony teo an-jorony sy ny vavahadin' ondry no namboarin' ny mpanefy volamena sy ny mpandranto. Ary rehefa ren' i Sanbala fa nataonay ny manda, dia tezitra sady sosotra loatra izy ka nihomehy ny Jiosy, dia niteny teo anatrehan' ny namany sy ny miaramilan' i Samaria hoe: Inona no ataon' ireo Jiosy osa ireo? Hahaleo tena va ireo? Hahavono zavatra hatao fanatitra va ireo? Hahatsangana indray andro va ireo ? Hahatsangana ny vato avy amin' ny lavenona miavosa va ireo? Ary Tobia Amonita dia teo anilan' i Sanbala ka niteny hoe: Na dia amboa-haolo aza miakatra eo amin' izay atsangany, dia haharava ny manda vato ataony. Mihainoa, ry Andriamanitray ô, fa atao tsinontsinona izahay; koa atsingereno ho eo an-dohany ihany ny latsa ataony, ary aoka ho babo any amin' ny tany izay ahababoany izy. Aza manarona ny helony, ary aza vonoina tsy ho eo anatrehanao ny fahotany; fa efa nampahatezitra Anao teo anatrehan' ireo mandrafitra izy. Ka dia narafitray ihany ny manda ka tafakambana avokoa hatramin' ny antsasany miakatra; fa nazoto niasa ny olona. Ary ny mpanefy volamena sy ny mpivarotra nanamboatra ny eo anelanelan' ny trano ambony eo anjorony sy ny vavahadin' ny Ondry. Et entre la salle haute de l' Angle et la porte des Brebis, les orfèvres et les commerçants réparèrent.
...............
Neh / Ne 3.35 Hoy koa Tobia Amonita, teo anilany: Avelao ihany hanamboatra eo ireo, fa na fosa iray aza hiantoraka eo dia haharava ny manda vaton' ireo! Tobiyya l' Ammonite se tenait à ses côtés; il dit : "Pour ce qu' ils construisent, si un chacal y montait, il démolirait leur muraille de pierres!"
Neh / Ne 4.1 But it came to pass, that when Sanballat heard that we builded the wall, he was wroth, and took great indignation, and mocked the Jews. Ary rehefa ren' i Sanbala sy Tobia sy ny Arabo sy ny Amonita ary ny Asdodita fa voatsangana ny mandan' i Jerosalema, ka efa ho voavoatra izay rava, dia nirehitra mafy ny fahatezerany. Nisafoaky ny hatezerana avokoa anefa Sanabalata, Tobia, ny Arabo, ny Amonita, ary ny Azotiana, nony nandre fa hoe mandroso ny fanamboarana ny manda, ary efa mitampina miandalandalana ny banga, Lorsque Sânballat, Tobiyya, les Arabes, les Ammonites et les Ashdodites apprirent que les réparations du rempart de Jérusalem avançaient que les brèches commençaient à être comblées , ils se mirent fort en colère;
Neh / Ne 13.1 On that day they read in the book of Moses in the audience of the people; and therein was found written, that the Ammonite and the Moabite should not come into the congregation of God for ever; Tamin' izany andro izany dia novakiana teo anatrehan' ny olona ny teny tao amin' ny bokin' i Mosesy, ka hita voasoratra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' Andriamanitra ao fa ny Amonita sy ny Moabita dia tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' Andriamanitra mandrakizay, Tamin' izany andro izany, dia nisy namaky teny tao amin' ny bokin' i Moizy mba ho ren' ny vahoaka; ka hita voasoratra ao fa tsy mahazo miditra amin' ny fiangonan' Andriamanitra, na oviana na oviana, ny Amonita sy ny Moabita, En ce temps-là, on lut au peuple dans le livre de Moïse et l' on y trouva écrit : "L' Ammonite et le Moabite ne seront pas admis à l' assemblée de Dieu, et cela pour toujours,
...............
Neh / Ne 13.23 In those days also saw I Jews that had married wives of Ashdod, of Ammon, and of Moab: Ary tamin' izany andro izany dia hitako ny Jiosy izay efa nanambady vehivavy avy any Asdoda sy Amona sy Moaba; Tamin' izany andro izany koa aho, dia nahita Jody namponina tao aminy vehivavy Azotiana, Amonita, Moabita. En ces jours-là encore, je vis des Juifs qui avaient épousé des femmes Ashdodites, ammonites ou moabites.

      Makabeo I 1er Livre des Maccabées
...............
1M 5.6 Rahefa izany, nankany amin' ny Amonita indray izy, ka sehatra tafika iray lehibe sy vahoaka maro, fehin' i Timoteo. Puis il passa chez les Ammonites, chez qui il trouva une forte troupe et un peuple nombreux que commandait Timothée.

      Makabeo II 2ème Livre des Maccabées
...............
2M 4.26 Noho izany Jasona izay efa namitaka ny rahalahiny, dia mba nofitahin' ny hafa kosa indray, ka hany heriny nandositra tany amin' ny tanin' ny Amonita. Ainsi Jason qui avait supplanté son propre frère, supplanté à son tour par un autre, dut gagner en fugitif l' Ammanitide.
...............
2M 5.7 Sady tsy afa-nahazo ny fahefana anefa izy, no nahazo henatra tamin' ity teti-dratsy nataony, ka heriny nandositra nankany amin' ny tanin' ny Amonita. D' un côté, il ne réussit pas à s' emparer du pouvoir et, de l' autre, ses machinations ayant tourné à sa honte, il s' en alla chercher de nouveau un refuge en Ammanitide.

  The Psalms Salamo Salamo Les Psaumes
...............
Sal 83.7 Gebal, and Ammon, and Amalek; the Philistines with the inhabitants of Tyre; Ny Gebalita sy ny Amonita ary ny Amalekita, ny Filistina mbamin' ny mponina any Tyro. dia ny lain' i Edoma sy ny Ismaelita, Moaba sy ny Agareniana, les tentes d' Edom et les Ismaélites, Moab et les Hagrites,

  Book of Ezekiel Ezekiela Ezekiela Livre d'Ezéchiel
...............
Eze / Ez 25.2 Son of man, set thy face against the Ammonites, and prophesy against them; Ry zanak' olona, manandrifia ny Amonita, ary maminania ny hamelezana azy, Ry zanak' olona, atodiho mankany amin' ny taranak' i Amona ny tavanao, ka maminania ny hanjo azy ireo. Fils d' homme, tourne-toi vers les Ammonites et prophétise contre eux.