Chapitres et versets citant Hebera

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 46.17 And the sons of Asher; Jimnah, and Ishuah, and Isui, and Beriah, and Serah their sister: and the sons of Beriah; Heber, and Malchiel. Ary ny zanak' i Asera dia Jimna sy Jisva sy Jisvy sy Beria ary Sera, anabavin' ireo; ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela. Zanak' i Asera: Jamne, Jesoà, Jesoì, Berià, ary Sarà anabavin' ireo. Ny zanak' i Beria dia Hebera sy Melkiela. Les fils d' Asher : Yimna, Yishva, Yishvi, Beria et leur soeur Sérah; les fils de Beria : Héber et Malkiel.

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 24.24 And ships shall come from the coast of Chittim, and shall afflict Asshur, and shall afflict Eber, and he also shall perish for ever. Ary hisy sambo avy any amin' ny tany Kitima, dia hampietry an' i Asyra sy Ebera, ka ho lany ringana no hiafarany. Mampahory an' i Asora, mampahory an' i Hebera, Fa efa raikitra fa ho ringana koa izy. des vaisseaux du côté de Kittim. Ils oppriment Assur, ils oppriment Ébèr, lui aussi périra pour toujours. "
...............
Nom / Fan 26.45 Of the sons of Beriah: of Heber, the family of the Heberites: of Malchiel, the family of the Malchielites. avy tamin' ny zanak' i Bena dia izao: avy tamin' i Hebera ny fokon' ny Heberita; avy tamin' i Malkiela ny fokon' ny Malkielita. Avy amin' ny zanak' i Brie: ny fokon' ny Hebrita avy tamin' i Hebera; ny fokon' ny Melkielita avy tamin' i Melkiela. Pour les fils de Béria : pour Héber, le clan Hébrite ; pour Malkiel, le clan Malkiélite.

  Judges Mpitsara Mpitsara Livre des Juges
...............
Mts / Mpits 4.11 Now Heber the Kenite, which was of the children of Hobab the father in law of Moses, had severed himself from the Kenites, and pitched his tent unto the plain of Zaanaim, which is by Kedesh. Ary Hebera Kenita efa nisaraka tamin' ny Kenita izay avy amin' ny taranak' i Hobaba, zaodahin' i Mosesy, ary nilasy ambara-pahatongany teo amin' ny hazo terebinta ao Zananima, izay eo anilan' i Kadesy. Hebera ilay Kineana, dia nisaraka tamin' ny Kineana tarakan' i Hobaba, zaodahin' i Moizy ka nilasy hatrany amin' ny aoka any Senima, akaikin' i Kedesy. Héber, le Qénite, s'était séparé de la tribu de Qayîn et du clan des fils de Hobab, beau-père de Moïse; il avait planté sa tente près du chêne de Çaanannim, non loin de Qédesh.
...............
Mts / Mpits 4.17 Howbeit Sisera fled away on his feet to the tent of Jael the wife of Heber the Kenite: for there was peace between Jabin the king of Hazor and the house of Heber the Kenite. Ary Sisera nandositra nandeha tongotra ho any amin' ny lain' i Jaela, vadin' i Hebera Kenita; fa nihavana Jabina, mpanjakan' i Hazora, sy ny mpianakavin' i Hebera Kenita. Sisarà dia nandositra an-tongotra ho ao amin' ny lain' i Jahela vadin' i Hebera Kineana; fa nihavana Jabìna mpanjakan' i Asora sy ny fianakavian' i Hebera Kineana. Sisera cependant s' enfuyait à pied dans la direction de la tente de Yaèl, femme de Héber le Qénite, car la paix régnait entre Yabîn, roi de Haçor, et la maison de Héber le Qénite.
...............
Mts / Mpits 4.21 Then Jael Heber' s wife took a nail of the tent, and took an hammer in her hand, and went softly unto him, and smote the nail into his temples, and fastened it into the ground: for he was fast asleep and weary. So he died. Dia naka tsima-day Jaela, vadin' i Hebera, sady nitondra tantanana teny an-tànany ka nitsaitsaika nankeo aminy; dia natsatony tamin' ny fihirifany ny tsima-day, ka nihatra tamin' ny tany fa efa renoky ny torimaso Sisera, satria sasatra ka dia maty izy. Fa nalain' i Jahela vadi' i Hebera kosa ny tsima-day, nataony an-tànana ny tantanana, ary nitsaitsaika nanatona azy izy, dia natsatony tamin' ny fihirifany ny tsimatra, ka tafagorobaka amin' ny tany, fa renoky ny torimaso izy azon' ny hasasarana mafy; dia maty izy. Mais Yaèl, femme de Héber, prit un piquet de la tente, saisit un marteau dans sa main et, s' approchant de lui doucement, elle lui enfonça dans la tempe le piquet, qui se planta en terre. Il dormait profondément, épuisé de fatigue, c' est ainsi qu' il mourut.
...............
Mts / Mpits 5.24 Blessed above women shall Jael the wife of Heber the Kenite be, blessed shall she be above women in the tent. Hotahina mihoatra noho ny vehivavy anie Jaela, vadin' i Hebera Kenita; Eny, hotahina mihoatra noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy. Hosoavina noho ny vehivavy Jahela vadin' i Hebera, Kineana; hosoavina noho ny vehivavy mitoetra an-day anie izy. Bénie entre les femmes soit Yaèl la femme de Héber le Qénite , entre les femmes qui habitent les tentes, bénie soit-elle!

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.18 And Arphaxad begat Shelah, and Shelah begat Eber. Ary Arpaksada niteraka an' i Sela; ary Sela niteraka an' i Ebera. Arfaksada niteraka an' i Sale, ary Sale niteraka an' i Hebera. Arpakshad engendra Shélah et Shélah engendra Éber.
1Tt / 1Tan 1.19 And unto Eber were born two sons: the name of the one was Peleg; because in his days the earth was divided: and his brother' s name was Joktan. Ary Ebera niteraka roa lahy: ny anaran' ny iray natao hoe Palega, satria tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary Joktana no anaran' ny rahalahiny. Roa no zanakalahy naterak' i Hebera: ny anaran' ny anankiray dia Falega, fa tamin' ny androny no nizarana ny tany; ary ny anaran' ny rahalahiny kosa dia Jektana. A Éber naquirent deux fils : le premier s' appelait Péleg, car ce fut en son temps que la terre fut divisée, et son frère s' appelait Yoqtân.
...............
1Tt / 1Tan 1.25 Eber, Peleg, Reu, Ebera, Palega, Reo, Hebera, Falega, Regao, Éber, Péleg, Réu,
...............
1Tt / 1Tan 4.18 And his wife Jehudijah bare Jered the father of Gedor, and Heber the father of Socho, and Jekuthiel the father of Zanoah. And these are the sons of Bithiah the daughter of Pharaoh, which Mered took. Ary Jehodia vadiny niteraka an' i Jareda, razamben' ny any Gedora, sy Hebera, razamben' ny any Soko, ary Jakotiela, razamben' ny any Zanoa. Ireo no zanakalahin' i Bitia, zanakavavin' i Farao, izay novadin' i Mareda. Ilay vehivavy jody vadiny anankiray, niteraka an' i Jareda, rain' i Gedora, sy Hebera, rain' i Sokao, ary Ikotiela, rain' i Zanoe. Ireo no zanakalahin' i Betià, zanakavavin' i Faraona, nalain' i Mereda ho vady. dont la femme judéenne enfanta Yéred père de Gedor, Héber père de Soko et Yequtiel père de Zanoah. Tels sont les fils de Bitya, la fille du Pharaon qu' avait épousée Méred.
...............
1Tt / 1Tan 5.13 And their brethren of the house of their fathers were, Michael, and Meshullam, and Sheba, and Jorai, and Jachan, and Zia, and Heber, seven. Ary ny rahalahiny araka ny fianakaviany avy dia Mikaela sy Mesolama sy Seba sy Joray sy Jakana sy Zia ary Ebera; fito izy. Ny rahalahin' ireo araka ny fokom-pianakaviany avy dia Mikaela, Mosolama, Sebe, Joraì, Jakàna, Zie ary Hebera, fito izy. Leurs frères, par familles : Mikaèl, Meshullam, Sheba, Yoraï, Yakân, Zia, Éber : sept.
...............
1Tt / 1Tan 7.31 And the sons of Beriah; Heber, and Malchiel, who is the father of Birzavith. Ary ny zanakalahin' i Beria dia Hebera sy Malkiela, rain' i Birzavita. Zanakalahin' i Baria: Hebera sy Melkiela; izy no Barsaita. Fils de Béria : Héber et Malkiel. C' est le père de Birzayit.
1Tt / 1Tan 7.32 And Heber begat Japhlet, and Shomer, and Hotham, and Shua their sister. Ary Hebera niteraka an' i Jafleta sy Somera sy Hotama; ary Soha no anabavin' ireo. Hebera niteraka an' i Jeflata, Somera, Hotama, ary Soaà anabavin' ireo. Héber engendra Yaphlet, Shémer, Hotam et Shua leur soeur.
...............
1Tt / 1Tan 8.12 The sons of Elpaal; Eber, and Misham, and Shamed, who built Ono, and Lod, with the towns thereof: Ary ny zanakalahin' i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an' i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny; Zanakalahin' i Elfaala: Hebera, Misaama ary Samada, izay nanorina an' i Onao sy Loda mbamin' ny tanàna momba azy. Fils d' Elpaal : Éber, Mishéam et Shémed : c' est lui qui bâtit Ono, et Lod avec ses dépendances.
...............
1Tt / 1Tan 8.17 And Zebadiah, and Meshullam, and Hezeki, and Heber, ary Zebadia sy Mesolama sy Hizky sy Hebera Zabadia, Mosoliama, Hezesì, Hebera, Zebadya, Meshullam, Hizqi, Haber,
...............
1Tt / 1Tan 8.22 And Ishpan, and Heber, and Eliel, ary Jispana sy Hebera sy Eliala Jesfàna, Hebera, Eliela, Yishpân, Éber, Éliel,

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 12.20 Of Sallai, Kallai; of Amok, Eber; ny avy tamin' i Salay dia Kalay; ny avy tamin' i Amoka dia Ebera; Kelai avy amin' i Selai; Hebera avy amin' i Amòka; famille de Sallaï : Qallaï; famille d' Amoq : Eber;

  The Gospel according to Luke Lioka Lioka L'Évangile selon Saint Luc
...............
Lio / Lk 3.35 Which was the son of Saruch, which was the son of Ragau, which was the son of Phalec, which was the son of Heber, which was the son of Sala, zanak' i Seroga, zanak' i Reo, zanak' i Palega, zanak' i Ebera, zanak' i Sela, zanak' i Saroga, zanak' i Reo, zanak' i Falega, zanak' i Hebera, zanak' i Salè, fils de Sérouch, fils de Ragau, fils de Phalec, fils d'Éber, fils de Sala,