Proverbes : anapahana

Proverbe5578 Ny teny : raha fohy loatra akodiadian' ny olona , raha lava loatra anapahany . [Rinara 1974 #3290]

Proverbe6394 Sadikan’ Indriantsa : ny lava nitohizana , ny fohika nanapahana . [Samson 1965 #S3]

Index