| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : anasana | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Vatolampy nanasan-dandy : ny lavenona lasan' ny rano ary ny landy lasan' ny tompony, fa ny vato no sisa tratra eo. [2.558 #4891]
Vatolampy nanasan-dandy: ny lavenona lasan' ny rano, ary ny landy nentin' ny tompony, fa ny vato mbola tratra ao. [2.653 #3641] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|