Index |
| |||||||||||||||||||||
Proverbes : andilana | ||||||||||||||||||||||
Proverbe | Ataovy toy ny landy, ny bokaboka mameno ny kely andilana. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Aoka hifanampy ka ny manana tombony hameno ny tsy ampy. [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Proverbe | Ny fangaraka no kely andilana, mafy ny isan-jato. [Veyrières 1913 #381, Rinara 1974 #2961, Cousins 1871 #2214]
Ny vano no lava tenda, mafy ny Ny vano no lava tenda, mafy Ny vano no lava tenda, mafy | |||||||||||||||||||||
Interprétation malgache | Ny raharaha rehetra – na ny an' ny mpitondra na ny olona entina – dia samy mampiferin' aina ny mpanao azy avokoa (ny isan-jato dia fanompoana izay nifampizaran' ny olona tsizatozato ny manao azy). [Rajemisa 1985] | |||||||||||||||||||||
Traduction française | Si l' abeille maçonne a la taille étranglée, c' est que la corvée est dure. [Veyrières 1913 #381]
Si le héron a le cou long, c'est que les gens qu' il gouverne sont difficiles à mener. [Veyrières 1913 #671] | |||||||||||||||||||||
Interprétation française | Les chefs pâtissent lorsqu' ils ont des subordonnés par trop difficiles. [Veyrières 1913 #671]
Se disait de la corvée et de tout travail pénible. [Veyrières 1913 #381] | |||||||||||||||||||||
Index |
| |||||||||||||||||||||
![]() |