Proverbes : antsantsa

Proverbe610 Antsantsa an-drano, ny fanantsana tsy miboso . [Samson 1965 #A89]

Proverbe4250 Milefa voay sendra antsantsa . [Samson 1965 #M129]

Proverbe8253 Voay mahita antsantsa : manano mody maty . [Samson 1965 #V76]

Index