Index

Proverbes : bonga

Proverbe An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [Rinara 1974]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [Cousins 1871 #241]

Proverbe Bonga tsy hita ohatra ny loza. [Rinara 1974 #65]

Proverbe Bonga tsy miohatra an’ Ankaratra. [Cousins 1871, Veyrières 1913]
Bonga tsy miohatra an' Ankaratra, lohasaha tsy miohatra an' Ilempona. [Rinara 1974]
Traduction française Il n' y a pas de montagne qui dépasse l'Ankaratra. [Veyrières 1913 #4745]
Interprétation française Pour dire d'une personne ou d' une chose, quelle est au plus haut degré de perfection : on ne peut rien imaginer de mieux. [Veyrières 1913 #4745]

Index