| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
| Proverbes : dianondry | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Aza maika tsy faingana toa dian' ondry.  [2.558 #465, 2.653 #394] Maika tsy faingana toa dian' ondry. [1.1 #197, 1.1 #559, 2.415 #6168, 2.558 #128] Maika tsy faingana, toy manao dian' ondry. [2.653 #1436] Maika tsy faingana toy ny dian' ondry. [2.165 #1237, 2.653 #1436] Nahoana no mihazakazaka tratry ny miadana sy maika tsy faingana toa dian' ondry ? [2.558 #181] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Dodona nefa tsy lasa lavitra akory.  [1.1 #559] Enti-milaza olona miseho ho dodona erý nefa tsy hita izay afany. [1.1 #197] | ||||||||||||||||||||
| Traduction française | Être pressé mais ne pas aller vite, comme des moutons en marche.  [2.165] Faire comme les moutons qui vont lentement tout en se pressant. [2.415 #6168] | ||||||||||||||||||||
| Interprétation française | Plus on se presse, moins on avance, parce qu' on fait mal les choses. [2.415 #6168] | ||||||||||||||||||||
| Index | 
 | ||||||||||||||||||||
|   |