Entrée mihazakazaka (hazakazaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha haingana dia haingana: Mahery mihazakazaka ny aositrisy
¶ Mila vonjy, manatona hangata-bonjy: Nihazakazaka aty aminao aho fa misy mahaporitra ahy kely
Mitovy hevitra: manao antsaikona ~ manao rarangy ~ manao tongomalady ~ manao tongotra an-katoka ~ mandainday ~ mandeha haingana ~ mandeha toy ny sitimo ~ mandeha toy ny tadio ~ mandeha toy ny tselatra ~ mandrivotra ~ manidina ~ midodododo ~ mikaretsaka ~ mimaona ~ miridana ~ mirifatra ~ mirimorimo ~ mirintona ~ miriotra ~ miritirity ~ mirodorodo ~ mirotoroto ~ mitsoriaka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to run, to gallop. [Richardson 1885]
 to run, to race [Hallanger 1973]
Définition française courir [Hallanger 1974]
Morphologie 
mihazakazaka
nihazakazaka
hihazakazaka
mihazakazaha
Exemples 
1Lasa izy nihazakazaka nankao an-trano: [Rajohanesa: Kintana]
2Tsy sahy nihazakazaka nialoha lalana azy toy ny fataony, tsy sahy niloa-bolana taminy indray mandeha akory ... [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 85]
3Mihazakazaka manodidin-trano aloha no ataony, sady raotiny eny am-pihazakazahana ny rindrina zozoro. [Andraina: Mitaraina, page 05]
Citations 

2014/09/25