Index

Proverbes : fatra

Proverbe Voninahitra an-tsobiky tsy atao am-patambary. [Rajemisa 1985]
Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary ihany no handraofana. [Veyrières 1913 #2269]
Voninahitra omena ny sobika, fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [Veyrières 1913 #2269]
Voninahitra omena ny sobiky, fa ny fatambary no azo handraofana ihany. [Cousins 1871]
Voninahitra omena ny sobiky fa ny fatambary no tompon' ny fatra. [Rinara 1974 #327, Cousins 1871]
Interprétation malgache Enti-milaza fa ny haja sy zo tokony hipetraka eo amin' ny zava-dehibe dia tsy tokony haetry amin' ny zavatra madinika. [Rajemisa 1985]
Traduction française La corbeille est considérée avec respect mais c' est le fatambary ou petite mesure de riz qui est le maître de la mesure, c' est lui qui puise dans la corbeille à riz. [Veyrières 1913 #2269]
Interprétation française Il ne faut pas mépriser les petits car on a souvent besoin d' un plus petit que soi. [Veyrières 1913 #2269]

Index