| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : fitafy | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Totozy latsaka amy ny hero-dronono: maty, tsara fonosana; velona, fotsy volom-bava sady tsara lamba hitafy. [2.653 #3162] Totozy latsaka amin'  ny hero-dronono : maty tsara fonosana, velona fotsy volombava, sady tsara lamba fitafy.  [2.558]
 Totozy latsaka amin' ny hero-dronono : maty, tsara fonosana ; velona, fotsy volombava sady tsara lamba hitafy.  [2.415 #1588]
 | 
| Traduction française | Souris qui tombe dans la crème du lait : morte elle est bien enveloppée ; vivante elle a la moustache blanche et le lamba qui la couvre est bien beau.  [2.415 #1588] | 
| Interprétation française | Se disait des parures des jeunes filles courtisées.  [2.415 #1588] | 
|  | 
 | 
| Index |  | 
| 
 |