| Index |
|
|
| |
Proverbes : hanin-kotrana
|
|
|
| Proverbe 1 | Raha mpanan-karena tsy mahavoky andevo, dia sahala amy ny malahelo ihany; ary raha malahelo be hanin-kotrana, dia sarotra atao malahelo. [2.653]
Raha mpanan-karena tsy mahavoky andevo, dia sahala amin' ny malahelo ihany ; ary raha malahelo be hanin-kotrana, sarotra atao malahelo. [2.415 #588]
|
| Traduction française | Un riche qui n' arrive pas à nourrir ses esclaves, ressemble à un pauvre ; et un pauvre qui a beaucoup d' autres vivres que le riz, passe difficilement pour pauvre. [2.415 #588]
|
| Interprétation française | La nourriture est la grande chose. [2.415 #588]
|
|
|
| |
Proverbes : haninkotrana