Index

Proverbes : hotsaka

Proverbe 1Raha tany misy hotsaka, dia misy sahona; ary raha tany misy loha, dia misy lela; ary raha tany misy lela, dia misy havitra. [2.165]
Raha tany misy hotsaka, dia misy sahona ; ary raha tany misy loha, dia misy lela ; ary raha tany misy lela, dia misy hevitra. [2.415 #307]
Raha tany misy hotsaka, dia misy sahona; ary raha tany misy loha, dia misy lela; ary raha tany misy olona, dia misy havitra. [2.165]
Traduction françaiseSi dans un pays il y a des mares, il y a des grenouilles ; s' il y a des têtes, il y a des langues ; et s' il y a des langues, il y a des pensées. [2.415 #307]
Si un pays contient des mares, il y a des grenouilles; et si un pays contient des têtes, il y a des langues; et si un pays contient des langues (ou: des gens), il s' y trouve des idées. [2.165]

Index