Index

Proverbes : irosoana

Proverbe Aza manao tsobo-dranon-dRamiangaly ka raha marivo hirosoana, raha lalina hihemorana. [Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Ilazana ireo olona tsy mety manao zavatra sarotra fa ny mora ihany no ataony. [Rajemisa 1985]

Index