Index

Proverbes : langato

Proverbe 1Kabaron’ a langato : vato ambony, vato ambany. [1.147 #K5]

Proverbe 2Langato a Manandra : izy tsy pehina. [1.147 #L23]

Proverbe 3Langato anivo-riana : tsy iniany fidonan’ ny mafy. [1.147 #L25]

Proverbe 4Langato nandro, dronga nisetra : ny lailay afaka fa ny taketra tavela. [1.147 #L27]

Proverbe 5Langato nifoaka : zara tsy hanontona. [1.147 #L22]

Proverbe 6Langato nihinana ovotra : ny mainty hanin’ ny fotsy. [1.147 #L24]

Proverbe 7Langato ny olombelona : izay manana ivorovoroana. [1.147 #L26]

Index