Index

Proverbes : mahavezivezy

Proverbe Andranobe very laona ka miandry izay hingadonany. [Veyrières 1913 #1871, Cousins 1871 #199, Rinara 1974]
Rafotsibe very laona ka miandry izay hingadonany. [Rinara 1974]
Rafotsibe very laona : tsy mahavezivezy fa miandry izay ingadonany. [Rinara 1974 #230]
Randranobe very laona: miandry izay hingadonany. [Cousins 1871 #2740]
Randranobe very laona, tsy mitady fa mampandry sofina. [Rinara 1974 #240]
Traduction française Femme qui a perdu son mortier à piler le riz : elle attend pour le recouvrer qu' on fasse du bruit en s' en servant. [Veyrières 1913 #1871]
Interprétation française Se disait des gens qui se croient rusés et qui sont peu actifs. [Veyrières 1913 #1871]

Index