| Entrée (1/2) | 1 very | 
| Partie du discours | 2 adjectif | 
| Explications en malgache | 
3 Tsy hita izay misy azy, tsy hita izay nalehany: Very ny peniko (izay atao koa hoe: Veriko ny peniko, na Very penina aho) ~ Very ny ondrinay Lany amin' ny tsinontsinona, amin' ny tsisy antony: Very foana lahy ny androko! ~ Very maina ny hasasarako (taloha) Nandevozina, nesorina ny zo maha-olona afaka azy: Vary izy mianakavy fa tsy nahaloa ny volan' olona Voaheloka ho any amin' ny afobe: Ho very izay tsy mibebaka alohan' ny hahafatesany (fampianarana kristianina). [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
4 lost reduced to slavery [1.7]  | 
| Explications en français | 
5 perdu (autrefois) réduit en esclavage [1.8]  | 
| Exemples | 
6 Aiza izy no very?
[1.318] 
 7 Vereza|very izay ho Vereza|very! [2.285] 8 Kapiteny, very isika! [2.471]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Dérivés | 
  | 
| Analogues | 24 disolalana, 25 disotoerana, 26 maniasia, 27 mirenireny, 28 nafoy, 29 siralatsakaandrano, 30 tsyhita, 31 tsymahitalalana, 32 veryantsavony, 33 veryfaty, 34 verymomoka, 35 verypoka, 36 verysioka, 37 verytadidy, 38 voannytamberintany | 
| Tous les mots composés | 3945 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 40 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 41 very
    ![]()  | 
| Partie du discours | 42 adverbe [Liste complète] | 
| Explications en malgache | 
43 tokoa [1.32, 1.17, 1.28] 44 indrindra [1.32, 1.17]  | 
| Anagrammes | 45 revy, 46 very | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |