| Entrée (1/2) | 1 mitady | 
| Radical | 2tady | 
| Partie du discours | 3 verbe actif | 
| Explications en malgache | 
4 Manao izay hahitana, mikaroka, mizaha: Mitady ny very. / Mitady raharaha izy fa tsy mahita Maniry: Tsy misy mitady ny ho mahantra akory fa matetika manao izay ho vita ihany saingy tsy ambinina [1.1]  | 
| Explications en anglais | 
5 to seek, to look for [1.7] | 
| Explications en français | 
6 chercher [1.8] | 
| Exemples | 
7 Eny, mitady izany izy, mikaroka izany.
[2.470#] 
 8 Ny ahy hadalana mitady hanina, hoy aho. [2.4#]  | 
| Morphologie | 
  | 
| Synonymes | 13mangirika, miharana, mikaroka, mikatsaka, mizaha | 
| Tous les mots composés | 149 combinaisons de ce mot | 
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot | 
| Entrée (2/2) | 16 mitady | 
| Radical | 17tady | 
| Partie du discours | 18 adjectif | 
| Explications en malgache | 
19 vita tady [1.1] | 
| Explications en anglais | 
20 twisted [1.2] | 
| Anagrammes | 21 dimaty, 22 madity, 23 mitady | 
| Mis à jour le 2025/11/02 | 
 |