Index

Proverbes : manavandra

Proverbe Andevolahy diso fanam--bomanga, ka misy irain-jehy ny tendany sy manavandra ny taimasony. [Veyrières 1913 #534]
Andevolahy diso fanam-bomanga: manavandra ny taimasony. [Cousins 1871 #174]
Andevolahy tsy mahatratra fanam--bomanga, ka misy irain-jehy ny tendany sy manavandra ny taimasony. [Veyrières 1913 #534]
Andevolahy tsy nahatratra fanam-bomanga, ka misy irain-jehy ny tendany. [Cousins 1871 #197]
Traduction française Esclave qui manque la distribution des patates : son gosier est long d' un empan et les chassies de ses yeux tombent comme la grêle. [Veyrières 1913 #534]
Interprétation française Se disait des gens en retard et désappointés. [Veyrières 1913 #534]

Index