Index

Proverbes : mangatody

Proverbe Drakidraky mamàna, gisy mangatody : raha tsy tiana tsy anaran-trena-maso. [Samson 1965 #D16]

Proverbe Gisy mangatody : manelan’ andro. [Samson 1965 #G3]

Proverbe Tentena nangatody amoron-dalana : tsy novonoin’ olona fa namono tena. [Samson 1965 #T66]

Index