Index

Proverbes : masonkarena

Proverbe Itoeran' ny mason-karen' olona ny zanak' olona. [Veyrières 1913 #972]
Traduction française Les enfants sont le capital des parents. [Veyrières 1913 #972]

Proverbe Mahazo voamena, manita-kitapo ; maty kirobo, mbola ho hendry; mahatonga masonkarena, miedinedina. [Cousins 1871 #1415]
Mahazo voamena, manita-kitapo, maty kirobo, mbola ho hendry, mahatonga ny masonkarena, miedinedina. [Rinara 1974 #126]

Proverbe Ny toetra masonkarena, ny fahazarana sari-monina. [Rinara 1974 #3301]

Index