Index

Proverbes : matoy

Proverbe Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [Samson 1965 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Akondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [Houlder 1895]

Proverbe Manolotra ny matoy ny fandrahana. [Samson 1965 #M43]

Proverbe Matoy vary be tsakitsaky : tsy olo-mijaly fa manan-kandiasana. [Samson 1965 #M93]

Proverbe Matoy vary mialina antadiña: hitany tsy hahatonga taona. [Houlder 1895]
Interprétation malgache Masa-bary mialina antadiny: fantany (hitany) tsy hahavita taona. + Antadiny: karazan' ny hofika any an-ala, izay alain' ny olona amin' ny mosary mba hohanina. [Houlder 1895]

Proverbe Matoy vary vondrik’ aomby : omana ny naniny. [Samson 1965 #M94]

Index