Index

Proverbes : Matsiatra

Proverbe Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [Houlder 1895 #456, Cousins 1871]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [Nicol 1935 #165]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [Nicol 1935 #165]
Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [Rinara 1974]
Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [Cousins 1871]
Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [Rinara 1974 #4113, Cousins 1871 #3048]
Traduction française Mille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [Houlder 1895]
Interprétation française Le mensonge finit toujours par être dévoilé. [Houlder 1895]

Index