Index

Proverbes : mianefitra

Proverbe Aleo maty olo-malaina, toy izay vaky vilany an' efitra. [Houlder 1895 #701, Rinara 1974 #127]
Aleo maty olo-malaina toy izay vaky vilany mianefitra. [Cousins 1871 #100, Rajemisa 1985]
Interprétation malgache Enti-milaza fa latsa-bidy noho ny vilany ny olona kamo. [Rajemisa 1985]
Enti-milaza ny fahatsinontsinon' ny olo-malaina, kamo (ny fahafatesany dia tsy mitondra fahavoazana firy miolotra amin' ny fahavakisam-bilany any an' efitra, izay mafy tokoa satria tsy ahitana na inona na inona horaisina hahandroan-kanina any. [Rajemisa 1985]
Traduction française Il vaut mieux laisser mourir un serviteur paresseux plutôt que de casser une marmite quand on est en voyage dans un désert, - où on ne peut s' en procurer une autre. [Houlder 1895]

Proverbe Toy ny mpirahalahy mianefitra : izy tokiko ary izaho tokiny. [Rinara 1974 #4305]

Index