Index

Proverbes : mitsaika

Proverbe Fihavin-javona ka tonga tsy re mingadona, lasa tsy re mitsaika. [Rinara 1974 #1156]

Proverbe Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika, fa mingadona. [Veyrières 1913 #241]
Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona. [Rajemisa 1985]
Ny tenin' Andriana tsy mitraika fa mingadona. [Rinara 1974 #3276]
Ny tenin' andriana tsy mitsaika fa mingodona. [Houlder 1895 #1405, Cousins 1871 #2500]
Interprétation malgache Ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany. [Rajemisa 1985]
Traduction française La parole royale ne glisse pas sans bruit, mais elle retentit avec éclat. [Veyrières 1913 #241]
Les paroles (c.à.d. les ordres) du souverain n' arrivent pas en cachette mais ouvertement. [Houlder 1895]
Interprétation française Elles sont publiées partout, et on ne peut les ignorer. [Houlder 1895]

Index