Index

Proverbes : mpitaiza

Proverbe Aza manao sofin' ny mpitaiza maro anaka. [Rinara 1974]

Proverbe Aza mba manao sofin' ny mpitaiza, eo ihany ka aoka aloha. [Rinara 1974 #714]

Proverbe Ny mpitaiza no mitsanga-malaina, ny fitiavan-janaka no be. [Rinara 1974 #3166]

Index