| Index |
| ||||||||||||||||||||
| Proverbes : rangaina | |||||||||||||||||||||
| Proverbe 1 | Tsy hotroñina karaha ñy ara-my, ary tsy rangaina karaha ñy | ||||||||||||||||||||
| Interprétation malgache | Tsy hotronina toy ny ramy, ary tsy rangaina toy ny ramiavona; fa izay manam-panahy, na dia kely aza, dia ray aman-drenin' olona. + Ramy sy ramihavona: karazan-kazo. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Index |
| ||||||||||||||||||||
|
|