Index

Proverbes : tampin-kandrina

Proverbe Hianao izao tsy mba ny tava mihodivitra fa ny handrina manatrika. [Rinara 1974 #1320]
Hianao izao tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tapi-kandrina manatrika. [Cousins 1871 #1059]
Tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tampin-kandrina manatrika. [Rinara 1974 #4560]
Tsy mba ny tava mihodivitra, fa ny tampon-kandrina manatrika. [Veyrières 1913 #5054]
Tsy mba ny tava mihodivitra (izahay), fa ny tapikandrina manatrika. [Cousins 1871 #3396]
Traduction française Ce n' est pas le visage qui fait un détour, mais le haut du front qui regarde en face. [Veyrières 1913 #5054]
Interprétation française Se disait des hommes francs et sans feintes. [Veyrières 1913 #5054]

Index