Index

Proverbes : vosotra

Proverbe Aza manao sangy miohatra ny loha; na voso-jary tenany. [Cousins 1871]
Aza manao sangy miohatra ny loha; na vosotra dia zary tenany. [Cousins 1871]
Aza manao sangy miohatra ny loha, na vosotra zary tenany. [Houlder 1895]
Aza manao sangy zary tenany na vosotra zary tena izy. [Rinara 1974 #43]
Traduction française Ne soyez pas inconvenant dans vos badinages, et ne dites pas des injures sous prétexte de plaisanteries. [Houlder 1895]

Proverbe Aza manao voso-jary tenany. [Veyrières 1913 #4736]
Aza manao vosotro dia zary tenany. [Veyrières 1913 #4736]
Voso-jary tenany. [Rinara 1974 #5051, Cousins 1871 #3752]
Traduction française Ne vous servez pas de la plaisanterie pour tourner en dérision. [Veyrières 1913 #4736]

Proverbe Vosotra dia zary tenany. [Houlder 1895 #2195]
Traduction française Une plaisanterie qui finit par une querelle. [Houlder 1895 #2195]

Index