|
|
|
|

Entrée (1/4)1  Madagasikara
Partie du discours  2  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Tous les mots composés  3  11 mots contenant madagasikara
Explications en malgache  4  [1.10] Anglisy sy frantsay "Madagascar": izany no nogasiana hoe Madagasikara. Araka izany, ny fanononana sy fanoratana azy dia tokony hatao hoe Madagaskar. Anefa nony anaovana tononkalo izy hita fa mety ny asiana ny litera I eo amin' ny vakiteny fahefatra sy A eo amin' ny farany, ka dia tonga hoe Madagasikara izy.
Exemples  5  [2.113#] Marina ve ny Iroe : Radama, Mpanjakan' i madagasikara?
6  [2.356#] Nisokatra teny Ankatso ny Oniversiten' i madagasikara.
7  [2.270#] Noho i madagasikara tsy toy ny andro taloha intsony va?
Vocabulaire  8  Géographie: pays, peuples
Autres orthographes  9  madagascar, madagaskar, malagasikara
Synonymes  10  bokiny, dago
Analogues  11  bokiny, dago, kierabe, madagascar, madagascar
Citations  12  Textes citant Madagasikara
Illustrations 

Entrée (2/4)13  madagasikara
Partie du discours  14  nom
Explications en français  15  [1.196] Du nom de l'île de Madagascar dont cette plante pourtant récemment introduite est curieusement devenue le symbole, sans doute en raison de l'association d'idées entre « Île rouge » et bractées rouges. La feuille pliée en deux a la forme de l'île. Poinsettia pulcherrima (Willd. ex Klotzsch) Graham (Euphorbiaceae) ou Euphorbia pulcherrima Willd. ex Klotzsch (Euphorbiaceae). Arbuste décoratif originaire du Mexique, cultivé dans les jardins et se reproduisant facilement par boutures. Il a été introduit à Tananarive en 1923 par Edmond François, alors Directeur des Parcs et Jardins. Un timbre malgache a reproduit cette plante et ses grandes bractées rouges sont devenues un motif habituel des brodeuses tananariviennes.
Vocabulaire  16  Botanique
Nom scientifique 

Entrée (3/4)17  Madagasikara
Sous-titre  18  , Ilay nosy mbola nahatahiry ireo lovany mandraka ankehitriny
Partie du discours  19  nom propre (titre de livre) [Liste complète]
Mots élémentaires  20  Madagasikara
Vocabulaire  21  Littérature: livres
Auteur  22  Bakke Jon Erik, Randrianirina Philippe, Razafimamdimby Andriamanohisoa
Editions  1994. Pages: 48.

Entrée (4/4)24  Madagasikara
Partie du discours  25  nom propre (titre de poème) [Liste complète]
Mots élémentaires  26  Madagasikara
Vocabulaire  27  Littérature: poèmes
Auteur  28  Razakandraina Jean Verdi Salomon
Texte complet 
29  Mihira anao avokoa, ô ry Madagasikara, 30  Ny alanao mikirindro L ny ravinala sy akondro, 31  Ny ravintsara sy rofia, ny tanety tsy hita fara, 32  Ny tendrombohitra efa konka, lanin-driaka, efa mondro.
33  Mihira anao izy ireny! Fa izay tsy hita intsony 34  Ary tsy ahitan-teny dia ireo tanàna fahizay 35  Lasa haolo, anaty vero, matory fahizay ka tony 36  Ao anaty hadivory, misaona toa mangaihay.
37  Miova lasy ny tanàna, mamonjy ireo toeran-donaka ! 38  Eny an-dohasaha indray no misy setroka midonaka, 39  Ary eny ny korana, miravoravo fahavokarana…
40  Miova endrika izy ireny ary mbola hiova endrika 41  Hahitana fiezahana ho amin'ny fonena-mendrika ! 42  Andro vaovao izao fa ny lasa dia nifarana...

Anagrammes  43  Madagasikara, madagasikara

Mis à jour le 2025/08/22