Entrée | 1 Ratompokovavy |
Partie du discours | 2 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
Mots élémentaires | 3 ra-, tompoko, vavy |
Explications en malgache |
4 [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty |
Explications en français |
5 [1.66, 1.5] feue 6 [1.5] la défunte, la regrettée |
Exemples |
7 [1.66] ratompokovavy reninay (feue notre mère) 8 [2.296] Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " Ratompokolahy " na " ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana. |
Vocabulaire |
9 Etiquette |
Synonymes | 10 itompokovavy, itompokovavy, itompokovavy |
Antonymes | 11 ratompokolahy |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |