|
|
|
|

Entrée1  Ratompokolahy
Mots élémentaires  2  ra-, 3  tompoko, 4  lahy
Partie du discours  5  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  6  [1.1] teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty
Explications en français  7  [1.66, 1.5] feu
8  [1.5] le défunt, le regretté
Exemples  9  [2.643] ary Ingahy (ratompokolahy raiko) tsy nanambady intsony mandra-pahafatiny rahefa maty teo am-piterahana ahy ny reniko.
10  [2.296] Hitantsika ny fanajan' ny Malagasy ny Razany: fasana andaniam-bola be sy vita tsara tarehy noho ny trano itoerana, lambamena sarobidy amonosana ny faty, fiantsoana ny maty hoe " ratompokolahy " na " Ratompokovavy " , fanavaozan-dambamena manetriketrika amin' ny famadihana.
Vocabulaire  11  Etiquette
Synonymes  12  itompokolahy, itompokolahy, itompokolahy
Antonymes  13  ratompokovavy
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot Ratompokolahy

Mis à jour le 2025/09/12